Tanterahina nanomboka omaly, hatramin’ny 23 aogositra 2024, eny amin’ny La Teinturerie Ampasanimalo, ny varotra fampiratiana «Samy mande samy miady» an’i Andy Jeremy Randriarimanga, fantatry ny maro amin’ny hoe A.J amin’ny maha mpanakanto azy. Mifantoka kokoa amin’ny «Art Urbain» ity fampiratiana ity. Tanjona amin’izany ny fampahafantarana ny maha izy ity karazana […]
kolon-tsaina
Sinema Malagasy: manomboka maka ny toerany ny tanora
Tanora Malagasy, mpanatontosa horonantsarimihetsika Randriamiharisoa Fanasina. Mpandresin’ny fifaninanana «Madagascourt Film Festival» (MFF), andiany faha 19, tao amin’ny sokajy nasionaly, tamin’ny alalan’ny «Engrenage», horonantsarimihetsika notontosainy, no tena nahafantarana azy. Efa mpankafy ny tontolon’ny fanatontosana horonantsary hatramin’izay Randriamiharisoa Fanasina. Maro ny dingana efa nolalovany, ary anisan’ny nofinofiny hatramin’izay ny fandraisana anjara amin’ny […]
Tsy mety mandroso: firenena « Be tokony… » i Madagasikara
Manan-karem-be i Madagasikara… Noho izany, tokony manan-karena ihany koa ny Malagasy monina eo amin’ny. Be loatra ny soatoavina malagasy no niova endrika. Tokony harenina izy ireny… Rakotra « tokony » ny fiainan-dRamalagasy. Efa ela no nandrenesana fa “tokony” ho sivanina ihany ny tazan’ny maso sy ren’ny sofina amin’ny Televiziona sy […]
Rap Gasy : tafaverina indray ny « Fantsy line »
Fifaninana anisan’ny nanamarika ny taona 2013 tany ho any ny « Fantsy line ». Tafaverina indray izy ankehitriny, amin’ny endriny nohatsaraina amin’ny maha fifaninanana ara-javakanto azy. Hotanterahina ny 27 jolay 2024, eny amin’ny PK 0 Soarano, ny dingana famaranan’ny « Fantsy line 2024 ». Mandritra ny tapany voalohany, ao anatin’ny hetsika “Urban mood”, no hanaovana […]
Reko Band – 5 taona : seho alohan’ny farany eto Antananarivo
Anatin’ny ivon’ny fankalazana ny faha-5 taonan’ny Reko Band amin’izao fotoana izao. Maro ny karazan-tseho efa tontonsa, tamina toerana samihafa arakaraka ny filan’ny mpankafy. Hafa noho ireo efa nisy ity hotontosaina etsy amin’ny La Balançoire ity, ny alakamisy iray aogositra, manomboka amin’ny 7 hariva. Fotoana hizaran-dry Fy ny sanganasany manakaiky kokoa […]




