Telofangady etsy amin’ny NO Comment Bar. Taorian’ny fahombiazan’ilay seho tetsy amin’ny Ivokolo Analakely farany teo, manome fotoana ireo mpankafy etsy Isoraka indray ry Rahaja sy ny tariny anio, manomboka amin’ny 8 ora sy sasany. Hifanakaiky kokoa ary hofantenana mba ireo hira tena andrasan’ireo mpankafy ao no hatao mandritra izany. “Ny […]
kolon-tsaina
Haikanto plastika : manao tohy vakana ireo fampirantiana sy atrikasa
Efa mihamaro ankehitriny ireo tanora sy ankizy miditra eo amin’ny sehatra matihanina amin’ny tontolon’ny haikanto plastika, indrindra ny sary. Mitombo, araka izany, ihany koa ireo hetsika samihafa manodidina ity haikanto iray ity. Notanterahina omaly, teny amin’ny Maison sociale des Arts (MSA) Ambatovinaky, ny atrikasa niarahana tamin’ireo tanora ao anatin’ny fikambanana […]
Miaro fa tsy mibahan-dalana : mila velarina ny sehatra ilalaovana
Ilay tena sehatra, efa kely sy vitsy ! Mbola misy ihany ny mibahan-dalana, eo amin’ny tontolon’ny kolontsaina sy ny zavakanto. Ny zoky, tsy mamela ny zandry hisongadina. Ny zandry, tsy maka ny zoky ho fitaratra. Samy manana ny antony avokoa ireo fa tsy tongatonga ho azy. Ny zoky tsy afaka […]
“Generation 2000’s”: samy naneho fihetseham-po ireo mpanakanto
Tafahaona ary hiaraka an-tsehatra indray. Samy naneho ny fihetseham-pony, noho izay taona maro tsy nihaonana izay, ireo mpanakanto handray anjara amin’ny “Generation 2000’s” amin’ity. “Tsy hisy hira vaovao mihitsy fa ireo hira nanamarika tamin’ izany andro izany ihany no haverina eo”. Sady fampanantenana io no fanamafisana ny lalantsain’ny hetsika “Generation […]
TARATRY ny KANTO
Nodimandry i Glita Raze, na i Germain. Mpitendry gitara nanaraka tarika maro izy. Anisan’ireny ny tarika Radama Antoine sy ny tarika Firmin. Teo amin’ny tontolon’ ny fampandihizana no tena nahafantarana an-dRaze, ary izy no anisan’ireo mpitendry naharitra indrindra tao amin’ ny Nambints’Orchestra. “Iray volan’ny sary hosodoko”. Nitohy teny amin’ ny […]




