Tanterahina anio sy rahampitso, eny amin’ny Cinepax Ambodivona, ny fankalazana ny « Festival du Film Coréen 2024 ». Ny masoivohon’ny Korea no mikarakara ny hetsika amin’izao iray volan’ny zavakanto sy kolontsaina koreanina izao. Tanjona ny hampivelarana ny zavakanto koreanina, indrindra ny horonantsary. Mandritra ny roa andron’ny fankalazana, horonantsary koreanina samihafa, natao […]
kolon-tsaina
“Festival Sômaroho” andiany faha-11: vahiny andrasana ry Lucky Dube Group sy Jungeli
Tarika vahiny roa farafahakeliny no handray anjara amin’ny “Festival Sômaroho” any Nosy Be, amin’ity. Ry Jungeli sy ry Lucky Dube Group no nantsoin’i Wawa amin’ity, hanampy ireo tarika malagasy kalaza. «Tsy maintsy misy mpanakanto vahiny mandray anjara amin’ny Sômaroho. Efa nahazatra sy napetraka hatramin’izay koa ny fifanakalozana ara-javakanto amin’ireo vahiny», […]
Cinef andiany fahavalo: handray anjara i Felana Rajaonarivelo
Tanterahina ny 19 hatramin’ny 24 aogositra 2024, ao amin’ny Palais du Peuple Kinshasa, RD Congo, ny « Festival du Cinéma Feminin » (Cinef), andiany fahavalo. Hetsika natao hanandratana ny horonantsary vokarina vehivavy sy ny mpanatontosa vehivavy izy ity. Fifaninanana, atrikasa, velakevitra ary fifampizarana traikefa sy fahaiza-manao, eo amin’ireo mpandray anjara amin’ny hetsika […]
Seho ankalamanjana: Tia manatsara fitaovana ny mpihiragasy
Saika isan-taona, misy fitaovana na ampahana fitaovana misolo eo amin’ny tarika mpihira gasy. « Anisan’ny zava-dehibe ho an’ny mpihiragasy ny hatsaran’ny fitaovana ampiasainy eny an-kianja, hany ka milofo fatratra amin’izany ry zareo », hoy i Dadafara Ramilison (Dadafara LT Prod.). Raha ny fanazavany, fanomezan-danja sy hasina ny kanto ataony (hiragasy) sy ny […]
Fianarana zavakanto: mila voatsihary ny ray aman-dreny
Rehefa tsy mahavita ny mandefa ny zanany hiala sasatra… Nitodika any famohazana talenta sy fanitaran-tsaina amina endrika fialamboly ny ray aman-dreny. Maro ny mitady mpampianatra hanome fahalalana ny zanany. Mipoitra hatrany anefa ny olana… «Iray volana sy tapany eo ho eo ihany no afaka mianatra ny zanakay. Mety mahay mitendry […]




