kolon-tsaina

Tontolon’ny zavakanto: nodimandry i René Korodôgno, mivoy ny gadona Antosy

Ny zanak’i Sofia sy iny tapany avaratra iny mahay tsara ny talentany. Iray amin’ireo mbola nitana ilay filalaovana ny korodôgno mampiavaka ny gadona antosy i René, izay nodimandry ny alin’ny alatsinainy teo. Manan-talenta iray in­dray no nandao ny ton­tolon’ny velona. Nodi­mandry ny alin’ny alatsinainy, teo amin’ny faha-56 taonany, i René […]

Voalohan’ny taona: marobe ny voatsodrano

Anisan’ny fanao maneran-tany ny « mitsodrano » amina vanim-potoana na tranga mila izany. Iray amin’ireny ny taom-baovao. Marobe ny olona no voatsodrano… Saingy, mankaiza avokoa izy ireny? Toa tsy manan-kery raha ny filazan’ny sasany? Tafiditra ao anatin’izany ihany koa ny Malagasy izay maro teny tokoa manoloana ny olona hotsofin-drano mba… Matetika, ireo […]

ICC 2025: any Frantsa ny ekipa malagasy

«Coupe du monde des traiteurs» na «International catering cup» (ICC). Anisan’ ny tafakatra eo amin’ny dingan’ny famaranana ny ekipa malagasy ahitana ny cheffe Fenosoa Rahajamalala (cheffe d’équipe), cheffe Bodo Rako­­tovao (coéquipier), co­ach Chef Lalaina ary Rocco An­driamiarisata (juré). Efa any Frantsa izy ireo hisolo tena an’i Madagasikara amin’ny « ICC » 2025, […]

Tsena any ivelany: manakaiky ny vidina gitara ny valiha

Anisan’ny zavamaneno mampiavaka sy ahafantarana an’i Madagasikara ny valiha. Manomboka mivelatra eo amin’ny tsena ivelany ny varotra atao aminy. Raha ny vidiny no iaingana, efa manomboka mitovy laharana amin’ny gitara. Tany ho any amin’ny faramparan’ny taonjato faha-18, nanomboka na­la­za ny fampiasana ny gitara. Nisandrahaka haingana teo amin’ny tontolon’ny hira ma­neran-tany […]