Nankalazaina maneran-tany, ny 1 oktobra teo, ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny zokiolona. Tamin’ny ankapobeny, nolalovam-potsiny izany ho an’i Madagasikara. Araka ny voarakitra ao anaty tantara, anefa, fatra-panaja sy nanome hasina fatratra ny zokiolona ny Malagasy sy ny fiarahamonina nisy azy. Tokony hifanaraka amin’izany ny zava-misy iainana isan’ankohonana, isam-pianakaviana, eny anivon’ny […]
kolon-tsaina
« Antsika mianakavy jiaby »: Nahatanteraka ny fanambiny i Njakatiana
Voaporofo fa manana ny kanto mitoetra i Njakatiana. Mbola eo hatrany ireo mpitia ny sanganasany… Nampanantena seho goavana ho sahaza ny olon-drehetra ity mpanakanto ity, omaly, nandritra ny « Antsika mianakavy jiaby » teny amin’ny Coliseum Antsonjombe. «Ny tarika Njakatiana te haneho zavatra goavana amina sehatra goavana ka io Coliseum io no […]
Masoivohon’i Chine, Ji Ping: Nankasitrahina noho ny zava-bitany
Niasa sy nonina teto Madagasikara nandritra ny telo taona ny masoivohon’i Chine, Ji Ping. Ankehitriny, handao an’i Madagasikara izy ka nahazo fankasitrahana. Notoloran’ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina ny “C ” izy noho ny zava-bitany teto amin’ny firenena. Niavaka i Ji Ping tamin’ny anjara biriky nentiny ho fanamafisana ny fifandraisan’ny tany […]
«Fos’Art Festival 2026 »: Ny zavakanto hanehoana firaisankina
Fandaharana sy fanehoana zavakanto maroloko, fampirantiana taozavatra sy asatanana, hainahandro, seho sehatra… Hanana ny mampiavaka azy ny « Fos’Art Festival 2026 ». Iray amin’ireny ny fisongadinan’ny firaisankina. Hetsika iray hampihaonana zavakanto marolafy. Tsy izay ihany fa hanehoana firaisankina sy fihavanana ho fifanampiana amin’ny mpiray monina koa ny « Fos’Art Festival ». Hotontosaina ny sabotsy […]
Fodiamandrin’i Fabien Jamba: Andrasana eny amin’ny ANS ny razana
Nodimandry ny alarobia alina i Tovonkery Jean Fabien, na i Fabien Jamba. Mpihira, mpanafana lanonana no nahafantarana azy. Malagasy mpanakanto maro no efa niara-niasa taminy. Hira nahafantarana azy: “Ho faty”, “Annick”, sns. Efa narary teny amin’ny klinika Saint François d’Assise Ankadifotsy nandritra ny andro vitsy izy. Tojo fahalemena tampoka nandritra […]





