kolon-tsaina

 European Film Festival : Mihoatra ny 100 ny firenena mandray anjara

Ho an’ity taona 2026 ity, ny 15 oktobra ka hatramin’ny 17 oktobra izao no hanatanterahina ny « Euro­pean Film Festival » na « Festival du film Européen ». Mahatratra 100 ireo firenena hanatanterahina izany ka anisany i Madagasikara. Maha­tratra 8 ireo sarimihetsika hojerena amin’ity andiany taona 2026 ity. Ho an’i Mada­gasikara manokana, sarimihetsika (film) […]

“Afromada Music Awards” : Hampiakarana lenta ny mozika afrikanina

Hetsika iray, miendrika fifanakalozana sy fifampizarana eo amin’ny samy mpanakanto afrikanina ny “Afromada Music Awards”. Hotontosaina eto Madagasikara hatrany ny andiany faharoa, amin’ny faran’ny herinandro. Tosika ho an’ny mozika malagasy. Voasokajy ho firenena afrikanina manan-karena mozika i Mada­gasikara hatramin’izay. Po­foron’izany ny nisian’ireo Malagasy mpanakanto nisongadina tamina fifaninanan-kira iraisam-pirenena maro. Iray […]

Korea Atsimo: Ivontoeran’ny kolontsaina ao Barikadimy

Napetraka tamin’ny fomba ofisialy ny zoma lasa teo, tetsy amin’ny Campus Oniversiten’i Barikadimy Toamasina, ny ivontoerana fampiofanana sy fampianarana teny Koreanina tatsimo. Tsy ny fiteny ihany no hovoizina na horatovina ao fa ny kolontsaina, sy ny fomba fahandro, ary ny fomba filalaovana nentim- paharazana. Anisan’izany ny ” K-Pop sy Ariang” […]