kolon-tsaina

Haino aman-jery : entanina ireo manana vakoka

Kely sisa dia hisokatra ny “Havoria”, lay fotodrafitrasa maoderina sy goavana, etsy amin’ny foiben’ny Ofisin’ny radio sy fahitalavi-pirenena (ORTM) Anosy. Ankoatra ny “auditorium”, hisy mozea ho an’ny haino aman-jery ao anatin’ity toerana ity. Natao hampirantina ireo vakoka mba hampahafantarana ny tantaran’ny haino aman-jery teto Madagasikara izy io. Mba hahafeno ny […]

“Festival Ateliers de Musique”: hisy ny fampianarana zavamaneno maimaimpoana

Manana anjara toerana eo amin’ny fanabeazana ny zavakanto, indrindra ny mozika. Izany indrindra no nanaovana izao hetsika lehibe izao ho fitaizana, indrindra ho an’ny ankizy sy ny tanora, ao anatin’izao fialantsasatra izao. Tanterahina anio, ary hitohy ny 28 sy 29 jolay 2023, ny «Festival Ate­liers de Musique» andiany faharoa, manerana […]

Tarika Mahaleo : hanafana Faha-50 taonan’ny ESPA Vontovorona

Feno 50 taona ny Sekoly ambony politeknika eny Von­tovorona. Tsy avela handalo fotsiny, fa homarihina amin’ny hetsika marolafy izany, raha ny fanazavana nentin’ny komity mpikarakara, tetsy amin’ny foiben’ny Telma Andraharo, omaly. Hotontosaina ny zoma 28 jolay izao ny fanokafana, izay hatao eny Vontovorona ihany. Anisan’ny fotoan-dehibe amin’io fotoana io ny […]

Fampivelarana ny kolontsaina : tsy mahasolo mpampianatra ny « ampitain-davitra »

Tsy manam-potoana. Aty an-tany lavitra kanefa mba te hianatra… Vahaolana, fampianarana ampitain-davitra. Manomboka ahitana izany koa ny fampivelarana ny kolontsaina sy ny zavakanto. «Zoom », anisan’ny fomba hoenti-mampianatra ampitain-davitra maro mpampiasa. Na, atao ao anaty tahiry samihafa, alefa « E-mail », avy eo. Tsy vitsy ihany koa ny mampiasa ny […]