kolon-tsaina

Tantara fihaino amin’ny Radio: « Somary manara-davahana ny mpanoratra ankehitriny », hoy i Arikom’s

Miverina ny fitiavan’ny Malagasy mihaino sy manaraka tantara amin’ny Radio. Na izany aza, mbola misy ny lesoka heno amin’ireny tantara ireny. Fanazavan’i Arikom’s Randria. Gazety Taratra (*) : Raha ny traikefa matanjaka anananao momba ny tantara fandefa amin’ny Radio. Inona ny heverinao fa lesoka amin’ireny fandre amin’izao fotoana ireny ? Arikom’s Randria […]

Orinasa mampihatra ny RSE : antoka ho an’ny faharetan’ny fisian’ny akora

Tsy afa-misaraka amin’ny asa famokarana ny akora fototra azo avy amin’ny fitrandrahana ny tontolo iainana. Antoka mampaharitra ny fandraharahana sy ny asa sahanina ny fikolokoloana ny rohivoaary. Mila apetraka ny rafitra momba izany. “Ny orinasa vaventy no efa tafiditra amin’ny kolontsaina sy andraikitra RSE. Tokony hapetraka ny lalàna sy ny […]

« Festival des Baleines » : tanjona ny hanehoana ny maha izy azy ny Nosy Boraha

Hotontosaina ny 15 hatramin’ny 23 jolay 2023, any amin’ny Nosy Sainte-Marie na Nosy Boraha, ny «Festival des Baleines 2023». Hetsika ara-javakanto sy ara-panatanjahantena maro samihafa no hanamarihana ity hetsika lehibe ity. Ho hita mandritr’izany ihany koa ireo seho sy haikanto ary kolontsaina mampiavaka ny Nosy Boraha. “Tanjona ny haneho ny […]

Any « Andafy » : mampahafantatra ny bagasy R’Imbosa

Raha ny fandaharam-potoana nomanina, nanomboka ny 16 jona teo ka hatramin’ny 24 jolay izao no hanatanterahin’ny R’Imbosa ny fampahafantarana sy fampitiavana ny bagasy any «Andafy». Mitondra endri-tseho samihafa izy efatra mianadahy (Mbosa sy Mimi ary i Lidy sy Vavah). Fampisehoana an-tsehatra, fifanakalozana, famelabelaran-kevitra, fampiofanana sy fampianarana, sns. Anisan’ny andrasan’ny maro any […]

Hetsika iraisam-pirenena: hivelatra kokoa ny “Waka Waka Festival” any Sambava

Iza no handimby an’i Grand P? Efa fantatra aloha fa hisy mpanakanto afrikanina malaza ho avy any Sambava, amin’ity andiany faharoa amin’ny “Waka Waka Festival” ity. Ho fararanon-danonana ny any Sambava. Han­dray ny andiany faharoa amin’ny “Waka Waka Festival” ny any an-toerana, ny 10 ha­tramin’ny 13 aogositra ho avy izao. […]