Tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny faha-60 taona an-tsehatra ho an’ny tarika MR Razafy ny nanatanterahina ny fampisehoana «Tsiahy ho an’i Mamy». Seho an-tsehatra notontosaina, omaly, tetsy amin’ny CCEsca Antanimena. Voaporofo fa ao am-pon’ny olona hatrany ny tarika MR Razafy sy ny sanganasan’izy ireo na tsy niakatra sehatra tao anatin’ny fotoana […]
kolon-tsaina
Fi.Mpi.Ma – VID Stavanger : voatahiry any Norvezy ny momba ny kabary
Nandritra ny «Sahobin’ny mpikabary» notanterahin’ny Fikambanan’ny mpikabary malagasy maneran-tany (Fi.Mpi.Ma), omaly, tao amin’ ny Carlton Madagascar, etsy Anosy, no nanasongadinan’ Andriamboavonjy Hanitriniaina, filohan’ity fikambanana ity ireo dingana lehibe tontosa tao anatin’ny volana vitsivitsy sy ireo mbola hotanterahina atsy aoriana. Anisan’ny lehibe indrindra tamin’izany ny fifanekem-piaraha-misa eo amin’ ny Fi.Mpi.Ma sy […]
Njakatiana sy Bodo: niavaka ny fetin’ny reny tao Antsahamanitra
Tsy niova tamin’ny nahafantarana ny tarika roa tonta hatramin’izay fa nanome seho nahafinaritra ho an’ny mpankafy i Njakatiana sy i Bodo. Nahazo tombony manokana ny reny tamin’ny fihirana hira ho an’ny reny niarahan’ny mpahay kanto roa tonta nanao. Tontosa omaly alahady 4 jona 2023, tao Antsahamanitra ny fampisehoana “Amboaran-kira ho […]
Nosy Sainte-Marie : hiverina ny “Festival des baleines”
3 taona no tsy nisy ny hetsika. Nampahafantarina omaly, tetsy amin’ny campus Telma Andraharo, fa raikitra ny « Festival des baleines » andiany fahenina. Hotontosaina ny 15 hatramin’ny 23 jolay izao izany, any amin’ny Nosy Sainte Marie. Toa ny mahazatra tamin’ny andiany teo aloha, fampiarahana ny kolontsaina, ny fizahantany, ny fanatanjahantena ary […]
60 taona an-tsehatra… : hanome voninahitra an’i Mamy ny tarika MR Razafy
Hiverina an-tsehatra ny tarika MR Razafy. Zava-dehibe loatra ho an’ny mpankafy ny fahenoana izany, indrindra taorian’ny raho-manjombona noho ny nahalasanan’i Mamy, ny volana oktobra 2022. Ho fahatsiarovana azy indrindra, hataon’ny tarika ho fanomezam-boninahitra an’i Mamy ny seho hotontosaina rahampitso alahady 4 jona, etsy amin’ny CCEsca Antanimena, manomboka amin’ny 2 ora […]




