kolon-tsaina

Teny malagasy: mifandimby manolo-kevitra ny Akademisianina

Hotontosaina, anio tolakandro, eny amin’ny Lapan’ ny Akademia Malagasy, Tsim­bazaza, ny fivorian’ny sokajy haikanto sy hailaza sy ny sokajy haifiaina sy haifitondra. Mandritra izany fivoriana izany no hanatanterahana ny famelabelaran-kevitra sy dinika samihafa. Anisan’ny hitondra ny famelabelaran-kevitra amin’izany Ralambomahay Toavina sy Edouard Thomé de Charaix. Dinika sy famelabelaran-kevitra entina hanatsarana […]

Tratra ihany koa ny zavakanto : lasa mpampianatra avokoa ny rehetra

Mitambontsi-pandry ny zavakanto malagasy. Saika ahatazanana io tranga io ny ankamaroan’izy ireo, indrindra eo amin’ny kalitao. Maika loatra ? Ny fahamehana eo ihany fa ilay fomba nahatongavana eo amin’ny toerana maha «mpanakanto» no hafahafa ! Tsara ny mianatra mozika, kabary, hosodoko, sns, fa hadino ny mitazana na ma­mantatra ilay mampita […]

Kanto sy tontolo iainana: tanjona ny hampanakoako ny antso fiarovana ny zava-mananaina

Manana anjara amin’ny fiarovana sy fanentanana eo amin’ny fikajiana ny tontolo iainana ny haikanto. Niray feo ny mpanakanto maro nandritra ny hetsika ho amin’izany. Notontosaina, omaly, teny amin’ny zaridainan’ Antaninarenina, ny hetsika «Ode ry Gasi­karako». Ny Madagascar Brand Communication (MBC) no tompon-kevitra amin’ny fanatanterahana ny hetsika. Mahazo vahana manokana amin’izao […]

Sarimihetsika eto Afrika : nahazo fiofanana ireo tanora sangany

Tafiditra ho anisan’ny mpanatontosa, misitraka ny fampiofanana ho an’ny tanora misehatra eo amin’ny horonan-tsarimihetsika i Hary Joel, tanora mpanatontosa film malagasy. Mi­rahalahy izy ireo no misitraka izany fampiofanana izany. Mandritra ny roa herinandro, nanomboka ny 28 mey 2023 hatramin’ny 11 jona 2023 no ha­na­tontosana izany, ao amin’ ny Ville de […]