kolon-tsaina

“Festival international du cinéma vues de l’Afrique” : tombony ho an’ny mpanatontosa horonantsary

Nisokatra, omaly, tany Montréal, Canada, ny “Fes­ti­val international du cinéma vues d’Afrique”, andiany faha- 39. Mandritra ny folo andro no hanatanterahana ity hetsika lehibe ity. Ny 30 avrily 2023 no hanatontosana ny lanonam-pamaranana, ha­manta­ra­na izay voafidy ho mpandresin’ity andiany ity. Fifani­nanana ho an’ny horonantsary avy aty Afrika izy ity. Ny […]

“Dis-moi dix mots” : manomboka anio ny fampirantina

Misokatra manomboka anio ary tsy hifarana raha tsy ny sabotsy 25 Avrily 2023 ny fampirantina “Dis-moi dix mots”. Eny amin’ny Alliance Française d’Antananarivo, AFT Andavamamba no anaovana ny hetsika. Fampirantina manana tanjona fitaizana ny tanora, indrindra ny sainy. Eo ihany koa ny fampiroboroboana ny teny frantsay. Mpikara­kara ny Aft Andavamamba […]

Imanitrala : miavaka hatrany ny horonantsary malagasy

Anisan’ny voafidy hiatrika ny “Festival international de cinéma vues d’Afrique” andiany faha-39 ny horonantsarin’i Edgar Ravahatra, notontosain’i Andry Ranarisoa, nampitondrainy ny lohateny hoe “Imanitrala”. Ho tanterahana any Montréal, ny 21 hatramin’ny 30 Aprily 2023 ny hetsika. Hasandratra mandritra izany tontolon’ny horonantsary aty Afrika sy ny Ranoma­simbe Indianina. Mpanaton­tosa sy mpamokatra […]

Fanokafana ny taona Teatraly 2023 : nosafidiana ny sanganasan-dRabearivelo

Hisokatra ny alahady 26 marsa izao ny taona teatraly 2023. Ao amin’ny AFT Anda­vamamba no hanaovana ny hetsika fanokafana, ka nisafidianana ny Sakaizan’ny Tea­tra malagasy Lycée Rabeari­velo hanao ny hetsika. Nofan­tenana manokana, araka iza­ny, ireo sanganasan-dRabeari­velo, hoentina an-tsehatra amin’io fotoana io. “Lovasoa” (Bel heritage), “Andrianiko ny teniko, ny an’ ny […]