kolon-tsaina

Jazz Club CGM/GZ : raikitra ny « Jazz Fiderana »

Isaky ny alahady faha-3 ao anatin’ny volana, manatanteraka ilay hetsika momba ny jazz ao amin’ny Cercle Germano-Malagasy, Tohatohabaton’ Antaninarenina ry zareo ao amin’ny Jazz Club CGM/GZ. Ho an’ity volana marsa ity, ni­safidy ny Fiangonana FJKM Ambohipotsy ry zareo hanatontosana ny « Jazz Fidera­na ». Hira fiderana sy hiram-pivavahana, hanana « endrika » somary jazz […]