Misy ary manao ny asany ny sendikan’ny mpikarakara seho eto Madagasikara, na ny Synops. Nanamafy ny fanatsarana ny tontolon’ny asany ireo mpikambana, ho an’ity taom-pampisehoana 2025 ity. Maka bahana avokoa ny mpikarakara hetsika. Hisokatra tsy ho ela mantsy ny taom-pampisehoana 2025. Toy ny fanao isan-taona, nanatontosa ny fivoriambe ny Syndicat […]
kolon-tsaina
Fikarohana: Variana amin’ny dikan-teny
Miaina ny teny, satria, misy olona manome aina na mamelona azy. Tsy mijanona hatreo anefa fa misy amin’ireo mpikaroka no mihazakazaka any amin’ny fandikan-teny. Saika ireo voambolana na anarana no iharan’izany voalohany. Ho an’ny mpikaroka hafa, tsy maha maika ny fandikan-teny. Ny fampitiavana indray ny teny malagasy no tokony ho […]
La Teinturerie taona 2025: Hosokafan’ny « Hypnagogie » ny ranty
Ho fanohizana ny hetsika kolontsaina fanaon’ny La Teinturerie Ampasanimalo. Hanokafana ny taona 2025, ho an’ny fampirantiana, hotanterahina eny an-toerana ny «Hypnagogie», manomboka ny 30 janoary ka hatramin’ny 21 febroary izao. Ho tazana mandritra io fotoana io ny fiarahan’ny saripika sy ny dihy «danse géometrique» iarahan’ireo mpanakanto manana traikefa amin’izany, toa […]
Miha maty hasina: Rakotry ny sandoka ny kolontsaina malagasy
Nosy anisan’ny manan-karena kolontsaina i Madagasikara. Karazany, endriny, fiatrehana sy fanatanterahana azy, sns, saika itoeran’ny fahasamihafana avokoa… Na tsy manontolo aza, misy ny mahafantatra ny momba ny kolontsaina malagasy. Ao ireo nahatahiry na nandova. Fa, tsy vitsy ireo misandoka. Mitombo isa haingana dia haingana ireo mitonona ho mpikabary, mpanandro, mpisikidy, […]
TARATRY ny KANTO
Seho ara-pilazantsara eny amin’ny Trade Tower Icandry. Hotontosaina ny sabotsy 25 janoary izao izy ity, manomboka amin’ny 2 ora tolakandro. Hanafana ny fotoana i Vero Ranaivoson sy i Bodokely, hotronin’ireo vahiny maro tsy ampoizina. Seho iray hanehoana fitiavana ireo zaza kamboty, tsy misy mpiahy ary manan-kilema, izany satria natao hanampiana […]