kolon-tsaina

TARATRY ny KANTO

Tsy niova ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina. Voatazona hanohy ny asany i Mandrin­drarivony Ogascar Fenosoa. Nikitika ireo teboka lehibe nandritra ny roa volana naha minisitra azy, ka heverina fa izay no antony nitazomana azy. Anisan’ireny ny fanavaozana ny lalàna mahakasika ny Omda ho an’ireo mpanakanto, sy ny lalàna […]

Hainahandro: Hivelatra kokoa ny « LaTabatra » andiany fahatelo

Havory amina toerana iray ny mpisehatra rehetra amin’ny hainahandro sy ny tontolony. Hiray talabatra, izay no tanjon’ny hetsika “LaTabatra”, hatao eny amin’ny CCI Ivato. Hetsika miompana ma­nontolo amin’ny tontolon’ny hainahandro. Ho­tontosaina ny 18 sy 19 avrily ho avy izao ny andiany fahatelo amin’ny « LaTabatra ». Nisy ny fampahafantarana, izay no­tontosaina omaly, […]

« Star Tour Antsirabe 2026 » : Hiverina ny ‘Zay, sambany i Jack’Dad

Efa fotoana ifanomezana. Tsy afa-misaraka amin’ny fe­tin’ny Paka any Antsirabe in­tsony ny “Star Tour”. Any ra­hateo ny fanokafana ny he­tsika isan-taona. Hotontosaina ny 4 hatramin’ny 6 avrily izany amin’ity, eo amin’ny toerana mahazatra, efa maherin’ny 15 taona izay. Karazana fialamboly marobe no hatambatra amina fotoana sy toerana iray, ka ny […]

Festival Dôla Beach Vatomandry : Totorebika mandritra ny efatr’andro sy efatra alina

Fetibe eny amin’ny torapasika mandritra ny hefarana. Ny 3 hatramin’ny 6 avrily izao no hanatontosana ny « Festi­val Dôla Beach » any Vato­mandry. Totorebika andro aman’alina toy ny efa mahazatra, satria hiditra amin’ny andiany faha-14 izany amin’ izao. “Efa fotoana ifanome­zana izy ity. Miezaka mana­tsara ny hetsika, mampiditra ireo izay […]

TARATRY ny KANTO

Namoaka ny « Efa fantatrao » Raboussa. Rakitsary vaovao, saingy ny hira kosa efa heno taloha tany. Ny tena marina, ny fiverenany no nalaina tamin’ny hira noforonin’i Donat Rasamimanana nampihirainy an’i Fafah tamin’izany io. Notanan-dRabousa ny fiverenana, nampiany ny aingam-panahiny ka namoaka vokatra vaovao hoentiny hamakivaky ny taom-pampisehoana 2026. Maromaro […]