« Manonofy ny kintana amam-bolana », hoy ny Malagasy izay… Fa ity kosa tsy nofy intsony satria tetikasa ambivitry ny hotanteraka, satria efa aman-taonany no nanomanana azy. Natao hanangonana tahirin-javakanto maro karazana, avy amin’ny firenen-drehetra, ka halefa ho voatahiry eny amin’ny volana ny « Lunar Codex 2025 ». Misy sanganasan’ny mpanakanto malagasy 10 ao […]
kolon-tsaina
Fiarahamonina sy fanabeazana: Mitady ho difotry ny fanatontoloana ny teny ibeazana
Omaly, anisan’ny nanamarika ny « Andro iraisam-pirenena ho an’ny teny ibeazana » i Madagasikara. Saika niompana tamina velakevitra sy fifanakalozan-kevitra izany. Nisy ny ampahana hevitra niraisana… Isaky ny mandalo ny 21 febroary. Mankalaza na manamarika ny « Andro iraisam-pirenena ho an’ny tenindreny » na ny « Andro iraisam-pirenena ho an’ny teny ibeazana » ny Malagasy. Teny […]
TARATRY ny KANTO
Fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny teny ibeazana. Tafiditra ho lohahevitra maneran-tany ny « Teny miasa ho an’ny fampandrosoana lovain-jafy ». Ho an’i Madagasikara manokana: « Harena ho an’ny teny malagasy ny fiteny samihafa eto Madagasikara ». Hisy ny velakevitra sy fifanakalozan-kevitra: « Ny fiteny malagasy an-tranonkalo sy ny hairaha » sy « Ny teny malagasy sy […]
«Sun Ska Festival»: Voaasa handray anjara i Mashmanjaka
Hetsika iray fanao isan-taona any Gironde France, ny «Sun Ska Festival». Efa nanomboka ny taona1998 no nisy izany ka hatramin’izao. Anisan’ ireo nasaina handray anjara amin’ny hetsika i Mashmanjaka. Hotontosaina ny 1 hatramin’ny 3 aogositra izao ny andiany faha-28 amin’ny “Sun Ska Festival”. Hiaka-tsehatra hiaraka amin’ireo mpanakanto malaza amin’ny mozika […]
Lalaina Ravahy – « Alitaram-poezia »: Hivoaka tsy ho ela ny boky manaraka
Lalaina Ravahy, mpanoratra nahavita nandrakitra ireo sanganasany anaty boky « Alitaram-poezia », nivoaka ny faran’ny herinandro teo… Efa azo antoka ny tohiny raha ny nambarany. Ny sabotsy 15 febroary teo, tetsy amin’ny IKM Antsahavola, no navoaka voalohany ilay boky «Alitaram-poezia» mirakitra ny sanganasan’i Lalaina Ravahy. «Tononkalo notsongaina tao anatin’ny 10 taona nanoratana […]