kolon-tsaina

TARATRY ny KANTO

Mitohy ny fiarahana amin-dRakoto. Eny amin’ny Custom Café Ampasamadinika indray ity mpanakanto ity, anio, manomboka amin’ny 7 ora sy sasany alina. Tsy misy vidim-pidirana izany, ho an’ireo izay te hihanoka indray ny “Zandry kely” sy ireo hira maro hafa noketrehiny hatramin’izay. Mandalo ihany no eto an-tanindrazana Rakoto, ka fanararaotra ny […]

« Redombe fahatsiarovana » : tarika folo mahery hiatrika izany

Seho tsy fahita firy! Ho fahatsiarovana ny soa eo amin’ny kolontsaina napetrak’ireo mpamorona efa nodimandry. Hotanterahina ao amin’ny Auditorium Havoria Anosy, ny 16 novambra izao, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany, ilay rindrankira « Redombe fahatsiarovana ». Fantatra fa mihoatra ny folo ireo tarika handray anjara amin’ity: So­lika, Ndriana Ramamonjy, R’Im­bosa, Lala […]

AFT Andavamamba : haseho an-tsehatra ny « Lakile roa »

Tanterahiny ny 3 novambra 2024, eny amin’ny Alliance française d’Antananarivo (AFT) Andavamamba, ny fampisehoana an-tsehatra ny tantara « Lakile roa ». Ny Tropy Anta­nanarivo Teatra no hiangaly izany. Tantara miresaka mahakasika ny adina kandidà roa lahy nandritra ny zotram-pifidianana ben’ny Tanàna izy ity. Randrianavony Arsène no nanoratra ny tantara. Adin-dRadona sy Ratsimba, […]

Tarika Johary: hampiaina ny kalon-dry Barijaona sy Kintana Telo

Kalon’ny omaly… Hain’ny tarika johary tsara ny miangaly izany. Tsy mamerina fotsiny fa mampita sy mampiaina no tanjona amin’ilay fampisehoana hataon’ny tarika manaraka eo. «Tarika Johary mihira Barijaona sy Kinta­na Telo». Io ny lohatenin’ny fampisehoana, izay hotontosaina ny alahady 10 novambra izao, manomboka amin’ny 2 ora sy 14 minitra, ao […]

TARATRY ny KANTO

Na sabotsy, na andro alahady, ireo ihany no manavanana sy mahazatra ny mpanakanto manatanteraka seho eny an-tsehatra. Manaraka ho azy ny mpijery. Tsy voatery ho ireo, anefa, raha ny hita any ivelany. Ao ny manatanteraka izany andavanandro, saingy, amin’ny alina na amin’ny atoandro mitatao vovonana. Tsy voatery hanaraka izany akory […]