Amin’ny tonon-taona tahaka izao. Efa zary mahazatra ny Malagasy ny « manao fety ». Ny hira sy ny dihy no mahazo vahana kokoa amin’izany. Ho an’ity fanakatonana ny taona 2025 ity. Maro amin’ireo Malagasy mpanakanto no nisafidy ny hijanona eto an-toerana. Saika any amin’ireo efitrano malalaka na « Espace » ivelan’ny Renivohitra no hanatanteraka […]
kolon-tsaina
Taona 2026: mila omen-danja ny fikoloana ny saina
Nanjary tsy mahataka-davitra intsony ny Malagasy. Tsy mahavita ny asany araka ny tokony ho izy ny saina. Miteniteny foana. Manaotao foana. Mihinankinam-poana, satria, ratsy kolokolo ny saina ka zara raha misy fahalalana ao aminy. Tsy mahavita mandinika sy mamakafaka intsony, hany ka manao rapa-dango sy telimoka izay hitan’ny maso, ren’ny […]
Fametrahana ny rafi-pitondrana: « Tokony hiainga amin’ny soatoavina », hoy ny AAM sy ny AOM
Nanao fanambarana sy nanome soso-kevitra aroso amin’ny fikaonandoham-pirenena ny Antenimieran’ny andriana merina (AAM) sy ny Antenimieran’ny oloben’i Madagasikara (AOM), ny herinandro lasa teo. “Tokony hapetraka eto Madagasikara ny rafi-pitondrana miainga amin’ny soatoavina sy ny fomba amam-panao maha Malagasy”, hoy Andrianjanaka Vahaniaina José, fitokaja eo anivon’ny AAM. “Tokony hofidiana amin’ny alalan’ny […]
Sarimihetsika, hira, dihy… Nodimandry i Brigitte Bardot
Taona 1950 – 1970. Fotoana nampamirapiratra an’i Brigitte Bardot. Mpilalao sarimihetsika, mpandihy, mpilatro, mpihira… Samy nananan’ ity mpanakanto teratany frantsay ity avokoa ireo talenta ireo. Fantatra fa nodimandry, omaly alahady 28 desambra, tany Saint-Tropez Frantsa, teo amin’ny faha-91 taonany (teraka tamin’ny 28 septambra 1934) i Brigitte Bardot. Raha ho an’ny […]
Palais des Sports Mahamasina: nanome ny tsara indrindra ny Reko
Fampisehoana an-tsehatra anisan’ny nahasarika mpijery maro tamin’ny faran’ny herinandro teo. Noporofoin’ny Reko fa tsara ny fiomanan-dry zareo. Omeny lanja ny mpijery. «Izahay hanome ny tsara indrindra avy aty aminay ho anareo foana », hoy i Fy Rasolofoniaina, andro vitsy nialoha ny fampisehoana, tao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena sy kolontsaina Mahamasina. Omaly, io […]




