Mitaiza sy manabe ny kabary amin’ny maha literatiora azy. Anisan’ny mitana ny maha izy azy ny teny malagasy ity lahabolana ity. Tsy izany ihany fa tokony hahafehy azy ny rehetra ho fisitrahana ny tombontsoa entiny. Tanterahina isaky ny sabotsy, eny amin’ny efitrano malalaky ny boriborintany voalohany, fahatelo, fahefatra ary fahadimy, […]
kolon-tsaina
TARATRY ny KANTO
Fanomezan-danja ny filatroana. Tontosa tany amin’ny zaridaina Manakara be, omaly, ny filatroana nampisehoana ireo akanjo fitafy. Nanomboka tamin’ny 2 ora sy sasany tolakandro ny fotoana, niarahana tamin’ireo mpankafy haitafy maro. Ankoatra ny filatroana, nahitana hetsika ara-kolontsaina maro samihafa ihany koa tany an-toerana, toy ny fampirantiana ireo karazana asa tanana amin’ny […]
Tontolo ambanivohitra : Miha simba ny kolontsaina
Toerana na faritra iray anisan’ny hitodihana manokana ny eny ambanivohitra raha tia hahazo faka ny fiverenana ifotony. Nahitana fiovana lehibe anefa izany tao anatin’ny folo taona farany. Namotsotra ny maha izy azy (teny, tany, fomba, fady, fahalalana…) efa teo an-tanany ny mponina eny ambanivohitra. Ny firaisankina, tsy tazana loatra intsony […]
« Les noces de l’agneau » : Hipoka ny Palais des sports Mahamasina
Hetsika kolontsaina sy finoana nahasarika olona marobe ilay « comédie musicale » notanterahin’ny Cevam tao amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina, ny faran’ny herinandro teo. « Les noces de l’agneau », lohatenin’ny tantara nolalaovina teny an-tsehatra. Tafiditra ao anatin’ny fizarana fahatelo amin’ny « Maman, j’ai raté l’enlèvement III». Tamin’ny ankapobeny, nampiavaka ny filalaovana ity tantara […]
Mozika an-dalambe : Fampisehoana nanangonana fanomezana ho an’ireo sahirana
Ho fanampiana ireo olona sahirana, mandray an-tanana izany ny “Mozika an-dalambe”. Hetsika iray ahafahana manangona akanjo sy vola ho an’ireo olona sahirana eto Antananarivo. Notanterahina tetsy amin’ny Carrefour Ankorondrano, ny sabotsy lasa teo, ny “Mozika an-dalambe”. Hetsika fanao isan-taona, rehefa amin’ny vaninandro Noely tahaka izao. Antony nanaovana izany ny ahafahana […]