“Aza mifanambany”, io no vazo vaovao noketrehan’i Désiré nandritra ny telo volana. Rakitsary sy feo isantarany ny taona 2026. Amin’ny ankapobeny, mpanakanto mivoy ny gadona tropikaly ity zanak’i Mananara Avaratra ity. Narindrany amin’ny gadona “coupé décalé” ny “Aza mifanambany”. Fanatanterahana ilay hoe: “Ny mpanakanto no mpitondra ny hafatry ny vahoaka, […]
kolon-tsaina
“RDJ Mozika 2025”: Sokajy 22 no hifaninanana
Hiverina ny fankasitrahana izay ho “Mpanakanton’ny taona 2025”. Io ny mari-pankasitrahana ambony indrindra, izay vaovao lehibe nivoaka nandritra ny fampahafantarana ny hetsika “RDJ Mozika 2025”, omaly, tetsy amin’ny City Art Ivandry. Ankoatra izay, hisy 22 ny sokajy hifaninanan’ireo hira nofantenana amin’ity andiany ity. Hotontosaina ny 21 febroary izao ny lanonana […]
TARATRY ny KANTO
Amin’ny alatsinainy 16 febroary, amin’ny 10 ora maraina, no hotontosaina ilay « Show case » an’ny tarika Mage 4. Ilay saika hatao omaly, teny amin’ny BBS Anosizato, izay voatery nahemotra noho ny toetr’andro. Tsy misy miova kosa ny fandaharam-potoan’ny tarika ankoatra io, izay efa maromaro no fantatra amin’ity taona ity. «Nofoanana ka […]
« Ny feon’ny Ala »: Narindra ho seho an-tsehatra ny «Diary Nofy»
Boky ho an’ny ankizy ny « Diary Nofy ». Efa nisy andiany telo nivoaka izy ity tamin’ny endrika boky vakina sy fihaino. Fantatra izao fa nakana aingam-panahy tamin’ilay fampisehoana «Ny feon’ny Ala » ihany koa ny « Diary Nofy ». Vokatry ny fiaraha-miasa eo amin’ny Okalou, fantatra eo amin’ny sehatry ny fampisehoana sy ny Teach […]
Angano: Havadika ho tantara an-tsary
Tao anatin’ny 50 taona no efa nanangonana ny angano mirakitra sy mifanitsy ary maneho ireo mampiavaka ny Malagasy sy ny fiarahamonina ary ny kolontsaina niainany. Tsy nijanona hatreo fa namadika izany ho tantara an-tsary Rakotondrazafy Gérard. Telo ny olana lehibe tsy maintsy lalovana eo amin’ity tetikasa lehibe ity, raha ny […]




