Taratra

Hafa rehefa mazava

  Atao izay lazaina, lazaina izay atao. Izay ny fitondram-panjakana amin’izao? Tsy inona fa ny amin’izay mampisara-kevitra be ihany tato ho ato izay: ny fahatapatahan-jiro efa ho lava. Mandra-pahoviana? Mazava ny fanazavan’ny filohan’ny Repoblika farany teo ny amin’izay antony fototra sy izay (h)atao. Zava-doza, ohatra, ny hoe nanjavona ny solika […]

Fanavaozana lalàm-pifidianana : Takin’ny TI-IM ny hamerana ny volan’ny propagandy

Manaitra ny eo anivon’ny parlemanta, indrindra ireo solombavambahoaka, ny eo anivon’ny Transparency International – Initiative Madagascar (TI-IM). Anisan’ny nitondran’izy ireo hevitra ilay volavolan-dalàna manavao ny lalàm-pifidianana. Nanao antso avo ireto fiarahamonim-pirenena ireto manoloana ny tolokevitra fanatsarana miisa dimy hoentin’ity fiarahamonim-pirenena iray ity ho fana­tsarana ny lalàm-pifidianana. “Tokony hampidirina ao anaty […]

TSELATRA

Raim-pianakaviana iray maty notrongisin’ny ombiny tao Marofarihy, distrikan’i Fenoarivobe, ny alarobia 18 jona teo. Rovitra tanteraka ny kibony, ny fe hatramin’ny lamosin’ilay rangahy izay efa nitsirara tamin’ny tany tamin’io fotoana io. Olona iray namoy ny ainy taorian’ny lozam-pifamoivoizana niseho tao Manjaka rehefa niala avy any Ambohimahasoa, omaly. Mpitety tsena io […]

Tratry ny torimaso fotsy : Namoy ny ainy ilay mpitsabo niharan-doza

Tratry ny torimaso fotsy ny mpamily ny fiara tra-doza teny Ambatofolaka, anatin’ny la­lam-pirenena voalohany, ny alin’ny alakamisy 19 jona teo. « Niainga avy ao Antanana­rivo ary nikasa hamonjy fodiana any Ampefy i Dokotera », hoy ny fanazavan’ny kaomiseran’ny polisy misahana ny fa­nadihadiana izay sady nanatri-maso ny loza. Nivoaka ny arabe tampoka ny fiara […]

Lakana rendrika : Olona enina namoy ny ainy

Olona dimy hita faty tao anaty ranon’Alaotra, andrefan’ny tanànan’i Vohitsivalana, kaominina Imerimandroso, distrikan’ Ambatondrazaka, afakomaly hariva. Sendra loza teny an-dalana izy io ka rendrika. Niainga ny alatsinainy teo, avy any Ambohijanaharikely ary hihazo an’ Ampitandrefana, io sambokely io, raha ny fanazavana voaray. Niainga maraina tany Ambohijanaharikely Ambatondrazaka ary tsy tonga […]