Nilamina sy nizotra tsara ny fanadinam-panjakana voalohany, CEPE, teny amin’ny CEG Avaradrova, izay foibem-panadinana notsidihin’ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena, Sahondrarimalala Marie Michelle, omaly maraina. “Vonona vao maraina ny toerana sy ny mpiasa rehetra ary ampy tsara ny laza adina”, hoy ny talen’ny CEG. 9 taona ny zandriny indrindra raha 42 taona […]
Taratra
INDRAY MIJERY
Antenimierandoholona Anosy. Niresaka ny fitovian’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana siantifika tamin’ny minisitra ny profesora Chaminah Loulla. Nidera sy nankahery ny minisitra ny filohan’ity Andrimpanjakana ity sy ireo mpikambana ambony tamin’ny fahasahiana niatrika ny adidiny, indrindra ny fitokonan’ny mpianatra teny Vontovorona. Mitohy ny fiaraha-miasa ara-pitsaboana amin’ ny Chine. Naneho fisaorana […]
Fiofanana teknika sy arakasa : Efa miasa ilay “plateforme oriente jeunes »
Mila tari-dalana ahafahany misafidy ny fiofanana mety aminy sy ilain’ny asa ny tanora ka novolavolain’ny minisiteran’ ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa miaraka amin’ny Unesco ny « platefome oriente jeunes » azo jerena amin’ny Smartphone sy ny ordinatera. Efa azon’ny tanora mpianatra, ray aman-dreny sy ireo rehetra liana amin’ny […]
SOMBIM-BAOVAO
Tsara fanombohana ny judokas malagasy, Rasoanaivo Razafy Aina Laura, tao anatin’ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany, taranja judo, sokajy Seniors, tanterahina any Hongrie. Nandresy ilay teratany Danoise, i La erke Olsen, izy tamin’ny Uchi Mata (ippon), nandritra ny ady voalohany natrehany omaly, ary tao anatin’ny 31 sengondra monja ny nandreseny ity […]
FIBA 3X3 Quest Alley Hoop: Hatao eo amin’ny Parvis Analakely
Hotanterahina, ny 30 sy 31 aogositra izao, eny amin’ny Parvis Lapan’ny Tanàna Analakely, ny fifaninanana “Fiba 3X3 Quest Alley Hoop”, taranja basikety lalaovin’olona 3. Fifaninanana hitiliana ny ekipa hiatrika ny “World Tour” hatao any Chine, ny volana oktobra izao, ity lalao ity. Nosafidiana manokana ny hanatanterahana ny lalao manoloana ny […]




