Anisan’ny afaka mandray anjara amin’ilay fandaharanasan’ny Fiba, natokana ho an’ny vehivavy mpanao basikety, 3×3, eto Afrika i Madagasikara, amin’ny maha tompondakan’i Afrika 3×3 ny Ankoay. Araka izany, handray anjara amin’ny “Fiba 3X3 Women’s Series” ny ekipa malagasy, sokajy vehivavy. Raha ny fandaharam-potoana, hizara dingana telo ity fandaharanasa ity ka ny […]
Taratra
« Yas Coupe de Madagascar » : Klioba 16 hiady ny tapakilan’ny ampahefa-dalana
Hifampitaona etsy By-Pass ireo mpitia baolina kitra, ny faran’ny herinandro ho avy izao. Ho fantatra amin’io fotoana io ireo ekipa valo hanao ny ampahefa-dalan’ny “Yas Coupe de Madagascar”. Hotontosaina anio sy rahampitso, etsy amin’ny Kianja Elgeco Plus By-Pass, ny lalao ampahavalon-dalan’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, « Yas Coupe de Madagascar ». Anisan’ny […]
INDRAY MIJERY
Hahazo vahana hatrany ny alondrano avy atsimo-andrefana any amin’ny morontsiraka afovoany andrefana sy atsimo andrefana ary atsimon’ny Nosy. Hihodina avy atsimo atsinanana izany any amin’ny morontsiraka atsimo atsinanana sy afovoany atsinanan’ny Nosy. Hiitatra miandalana any amin’ny morontsiraka avaratra atsinanana kosa manomboka rahampitso. Tombony ho an’i Madagasikara ny mampiantrano ny fihaonamben’ny […]
Fitantanana loza sy tandindon-doza: Naka traikefa teto ny Protéction civile any Tchad
Naka traikefa teto Madagasikara ny ekipan’ny protéction civile avy any Tchad, momba ny fitantanana ny loza sy ny tandindon-doza nandritra ny herinandro, teny anivon’ ny BNGRC. Nifarana omaly ny fivahinianan’izy ireo ary nizara ny vokatry ny fifampizarana teny Andrainarivo ny roa tonta. Herintaona no nananganana ny protéction civile ao Tchad, […]
Fanabeazana ara-pananahana: Mila miofana koa ny ray aman-dreny
Nisy ny fifanakalozana niarahana tamin’ny fiarahamonina, mpitarika fiangonana, mpisehatra, tanora eny anivon’ny fikambanana momba ny fanabeazana ara-pananahana feno ahafahana mitady vahaolana iraisana nefa manaja ny finoan’ny tsirairay nokarakarain’ny Forum génération égalité (FGE), omaly, teny Besarety. Teo koa ny adisisika maro efa natao ary nisy ny vokatra azo satria efa nandrisika […]




