Anisan’ny mahasarika ny vahiny eto Madagasikara ny fananany asa tanana miavaka. Hatramin’izao, anefa, mbola tsy afa-mivelatra araka ny tokony ho izy ity zavakanto iray ity. Antony iray miteraka izany ny tsy fisian’ny toerana lehibe sy mahasarika ny mpividy na ny mpanjifa. Matetika, voahidy amina toerana iray izy ireny. Faharoa, tsy […]
Taratra
Fametrahana ny rohin’ny boky : Nizara ny olana sedrainy ireo mpisehatra
Miezaka mitady ny fanatsarana hatrany. Tsy kivy satria manomboka mahita taratra hazavana ireo mpisehatra amin’ny tontolon’ny boky. Hapetraka ho mafy kokoa ny rohin’ny boky, ary hitodram-bahaolana ireo olana rehetra sedraina. Tsy mbola voavaha ireo olana sedrain’ny tontolon’ny boky. Na izany aza, efa miroso tsara kosa ny paikady hamahana azy ireny, […]
FANTINA sy FINTINA
Miditra amin’ny dingana faharoa ny fandaharanasa Padeve, eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT). Tafiditra ao anatin’izany ny fanatsarana ny fahafaha-miatrika ny loza voanajahary ka hanamboarana “Drain” ao Morafeno sy Ambohimahatsinjo. Nivoitra izany tamin’ny filankevitry ny minisitra tany Nosy Be. Miroso avokoa ny asa fanamboarana fotodrafitrasa eny […]
Fandraharahana “Business Forum”: Hihazo an’i Dubaï ny filoha Rajoelina Andry
Hosokafana amin’ny fomba ofisialy amin’ity volana mey ity ny masoivohon’i Madagasikara any Emirats Arabo. Hiara-dalana amin’izany koa ilay hetsika « Dubaï Business Forum » tanterahina any amin’ity firenena ity. Hanomboka ny 27 hatramin’ny 29 mey izao izany ka anisan’ny mpandray anjara amin’izany i Madagasikara, araka ny tapaka nandritra ny filankevitry […]
Maloto ny tanàna
Tsy laitra mihitsy isika eto Antananarivo ity. “Makôta” loatra, izay no azo hamehezana azy. Sady tsy tia madio ara-bakiteny, no voretra ara-tsaina ihany koa. Mahakivy ny mody alina, andaniny. Ataon’ny mponina fanariana tavimandry feno diky ny arabe. Tsy mampite hivoaka maraina, ankilany. Zary fanariam-pako sy fanaovan’ny olona maloto ny […]




