Tarika Landy Volafotsy, naorin’i Odeam Rakoto, andrarezin’ny hira, dihy, teatra malagasy. Odeamson, taranaka nandimby an’i Odeam Rakoto. Hanatanteraka hetsika ao Ambohitahara, Ambohidratrimo izy ireo. Hisy koa ny lanonana ao amin’ny Tranompokonolona Ambohidratrimo, ny 28 jona izao, manomboka amin’ny 2 ora tolakandro. Holalaovina an-tsehatra ilay tantara mitondra ny lohateny “Fangataham-panambadiana”. Ankoatra […]
Taratra
Hazakazaka amin’ny fandikan-teny: Manomboka very hevitra ny Malagasy
Iray amin’ireo teny velona eto ambany masoandro ny teny malagasy. Fototra maro amin’ny teny fampiasa maneran-tany no miainga avy eto Madagasikara. Ankilany, anefa, misy ihany koa ireo mikaroka sy manome lanja fatratra ny fandikan-teny. Ao ireo tafapetraka avy hatrany fa maro ny mampanalasala. Ny eo tsy hay… ny hafa mibosesika […]
Elisé Romuald: Nikaroka sy hampahafantatra ny Lahabôlaña betsimisaraka
Tanora, efa nilomano ela tao anatin’ny literatiora i Elisé Romuald. Nanam-piniavana manokana ny hanasongadina ny Lahabôlana betsimisaraka, izay efa nanaovany fikarohana an-taonany maro, izy. Mpanoratra, mpikabary, mpanao gazety ary mpampianatra i Elisé Romuald. Mpandala sy mpikaroka momba ny teny malagasy amin’ny ankapobeny, sy ny literatiora manokana ihany koa izy. Vaovao […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina ny 31 mey sy 1 jona izao, eny amin’ny Tour Orange Ankorondrano, ny fifaninanana “Tournoi Elo Fide”, sokajy -1 600 sy -1 800, taranja lalaon-tsaina Echecs. Ny 26 mey izao ny farany amin’ny fandraisana ny anarana ho an’izay maniry hifaninana amin’izany. Amin’ny 8 ora sy sasany maraina kosa no […]
Kung fu – 45 Taona : Hifanakalo ara-teknika any Maorisy ny Malagasy
Feno 45 taona amin’ity taona ity ny nitsanganan’ny Kung fu Malagasy. Efa nanomboka ny janoary 2025 no nanokafana izany fankalazana izany ary tamin’ny alalan’ny fitetezam-paritra teknika no nisantarana azy. Ankoatra izay, nambaran’ny filohan’ny Federasionina malagasin’ny Kung fu, Grand Maître Avoko, fa ho feno sy hiavaka tanteraka ny fankalazana. Nanamafy izany […]




