Anisan’ny politikan’ny fitondram-panjakana ny fametrahana ny singa entina manapa-kevitra mifandraika amin’ny fiovaovan’ny toetr’andro. Toy ny fananganana sekoly afaka miatrika rivo-doza. Eo ko ny fampanarahana ny « norme ISO environnementale » amin’ny tsenambaro-panjakana toy ny fividianana fitaovam-pianarana. Mahafaty ny otrikaretina sarotra tsaboina (RAM) raha misy io otrikaretina io nefa tratran’ny infection […]
Taratra
Sampandraharaha Biochimie-CHUJRA: Manodidina ny 180 isan’andro ny fitiliana atao
Nampahafantatra ny sampandraharaha Biochimie ao amin’ny CHUJRA ny lehiben’ity sampandraharaha ity, Ranaivosoa Koloina Miora Misy karazany roa ny fitiliana azo atao. Eo ireo fitiliana izay angatahin’ny dokotera na ny fitiliana maika toy ny fijerena ny fatran’ny calcium, magnésium, phosphore, ny tahan’ny siramamy ao anaty ra, ny tahan’ny siramamy ao anaty […]
“Fanomezana ho an’i Neny” : Fotoana hampisehoan’ ny reny ny hatsarany
Fotoana hampisehoana vokatra miavaka amin’ny sehatra manokana azo atao fanomezana ho an’ny reny, ho fankalazana ny fetiny, ny hetsika varotra fampirantiana « Fanomezana ho an’i neny ». Karakarain’ny NCom agency eny amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy ny fantajanahantena izy io, ny 22 ka hatramin’ny 25 mey ho avy izao. « 80 ny tranoheva handray […]
Ho fanatsarana ny tolotra fahasalamana: Nomena fitaovana hanaovana fampiharana ny Ifirp
Hampiakatra ny lentan’ny fahaizan’ny mpiofana eny anivon’ny Ifirp ny fitaovana fampiharana vaovao azon’ny ivontoeram-panofanana enina, omaly. Manana fahatokisan-tena ny mpiofana rehefa ampy ny fampiharana sy ny andrana. Ho fanatsarana ny kalitaon’ny fiofanana omena ny mpianatra eo anivon’ny Ivontoeram-panofanana ny infirmer sy ny mpampivelona (Ifirp) manerana ny Nosy, notoloran’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka […]
Manao tantsoroka ny Unicef: Fampitaovana “malette scientifique » hanaovana andrana
Manao tantsoroka ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena sy ny minisiteran’ny Tontolo iainana ny Unicef amin’ny fanabeazana momba ny tontolo iainana, nanomboka ny taona 2022. Nisy ny fampiofanana mpampianatra sady namokatra torolalana fiatrehana loza ho an’ny mpianatra miaraka amin’ny fampiharana sy natokana ho an’ny mpampianatra. Namolavola “porte clé” mirakitra fanabeazana momba ny tontolo […]




