Taratra

Fanabeazana momba ny tontolo iainana: Nahomby ny fampiasana ny “kit madere” ho an’ny sekoly 600

Notanterahina tao amin’ny Kianja Barea Mahamasina ny fampirantiana momba ny fanabeazana ara-tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovainjafy, tamin’ity herinandro ity. Manentana ny tanora sy ny vahoaka amin’ny maha zava-dehibe ny fiarovana ny tontolo ­­­iainana ny hetsika. Niarahan’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena sy ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovainjafy nanatanteraka ny […]

TARATRY ny KANTO

Handray seho mozika klasika ny AFT Anda­vamamba, rahampitso alahady, amin’ny 4 ora hariva. Ny trio Elgiaco, avy amin’ny Madagascar Mozarteum, no hamerina ireo sanganasan-dry G.Fauré, Rashma­nioff, Schumann, J. Williams, mandritra izany. « Nankaiza ny lakolosy? », fampisehoan’i Gothlieb sy ny namany izay hotontosaina anio, etsy amin’ny CCEsca Antanimena io. Hatsikana […]

«AfroMada Music Awards» : Ho fantatra anio ireo mpanakanto voafidy

Hanokatra ny lalan’ireo mpanakanto malagasy eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Tsy vitan’izay fa ho fanehoana ny firaisankina ny mpanakanto afrikanina koa ity hetsika ity. Efa tonga eto Madagasi­kara ireo afrikanina mpa­nakanto maromaro. Anisan’ireny ry Kissila Kay avy any Cameroun, Dj Amaroula avy any Congo, El Passo avy any Maurice, sns. Anisan’ireo […]