Vonona hiara-kiasa sy hifanome tanana ny eo anivon’ny Antenimiera sy ny avy amin’ny CSI. Nivoitra izany tamin’ny fitsidihan’ny filoha vaovao misahana ny CSI, Andriamifidy Jean Louis, teny Tsimbazaza, omaly. Nambarany fa tanjony ny fanatanterahana ny Paikadim-pirenena vaovao hiadiana amin’ny kolikoly 2025-2030. Nambaran’Andriamiseza Alain fa tsy aty ivelany ihany no misy […]
Taratra
Justice et Paix : “Tonga amin’ny kihon-dalana hanovana isika”
“Harena lehibe nirina hitondra fandrosoana, hialana amin’ny fahantrana, ny vokatry ny tany, ny vokatry ny ranomasina… Nefa indrisy lavitra ny fivoarana andrasana no hita sy tsapa”, hoy ny hafatry ny Vaomieran’ny eveka Justice et Paix. ”Harena ny harena raha mamokatra ary mamokatra ho an’ny besinimaro” ny lohahevitra nampitaina omaly, taorian’ny […]
Hivadika ny rasa
Miditra amin’ny fitetezam-paritra amin’izay ny filohan’ ny Repoblika, Rajoelina Andry, ankehitriny. Efa any atsimon’ny Nosy ny delegasiona tarihiny, raha efa miandry azy ihany koa ny any avaratra. Maro ny fotodrafitrasa notokanany. Porofo fa miasa ho an’ny eny ifotony izy amin’izao fotoana izao. Tena manakaiky vahoaka sy mitady ny fomba […]
Kaominina Andriamena: Toherin’ny Avi sy ny Irmar ny voka-pifidianana
Manao angaredona. Miray feo sy mifanohana tsy manaiky ny fitsimbadihan’ny voka-pifidianana ao amin’ny kaominina Andriamena, Tsaratanàna ny mpanohana ny kandidàn’ny Avi sy ny avy amin’ny Irmar. Mitaky ny hampanjakana ny marina izy ireo. Nahazo ny 27,17% ny kandidàn’ny Avi tamin’ ny voka-pifidianana navoakan’ny SRMV sy ny Ceni. 25,82% kosa ny […]
TSELATRA
Lehilahy iray 26 taona hita faty teny amin’ny tetezan’Imamba, Sabotsy Namehana, omaly tamin’ny 6 ora maraina. Tonga nijery ny zava-misy ny avy amin’ny mpitandro filaminana. Nitsilany ny fahitana ny razana, nahitana ratra ny lohaliny. Heverina ho maty noho ny fisotroan-taoka diso tafahoatra izy nitarika tsy fahatsiarovan-tena izy io, raha ny […]




