Taratra

Tsipy kanetibe – «Tournoi des champions» : Hahazo 4 tapitrisa Ariary izay voalohany

Hianoka fetiben’ny tsipy kanetibe indray ny mpankafy amin’ny volana mey ho avy izao. Ankoatra ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, hisy koa ny « Tournoi des champions », hahazoana lelavola an-tapitrisany sy amboara. Hifaninana amin’izany avokoa ireo mpilalao rehetra. Hotanterahina ny sabotsy 24 sy ny alahady 25 mey ho avy izao, […]

INDRAY MIJERY

Ho avy matevina ny orana any amin’ny morontsirak’i Vatovavy, Fitovinany ary hiitatra ho an’ny faritra Atsinanana, raha toa ka hiendrika tandrifin-drahona izany ho an’ny atin-tany andrefan’ny Nosy. Tombanana hitohy hatrany ny orana any amin’ny morontsiraka Atsinanan’ny Nosy ato anatin’ny roa andro ho avy ka ho betsaka kokoa izany amin’ny toerana […]

Fiarovana ny loza any am-piasana : Tsy azo ihodivirana ny haitao ara-kajy mirindra

Nisongadina tamin’ny la­hatenin’ny minisitry ny Asa sy ny asam-panjakana ary ny fampananan’asa, Razaka­bo­ana Hanitra, nandritra ny fanamarihana ny aro loza ny fahasalamana eo amin’ny sehatry ny asa ny fanovana ireo fehezan-dalana fanamafisana ny adidy sy ny andraikitry ny mpampiasa. Maro ny ezaka noraisin’ny fanjakana, anisan’izany ny fankatoavana ireo fifanarahana iraisam-pirenena […]

Seba sy Mad Cap Isotry : Afindra eny Fieferamanga ireo vonona hioitra

Tonga teny amin’ny Ex Mad Cap sy Seba Isotry ny minisitry ny Mponina sy ny firaisankina, Razafinjato Aurélie, omaly, nanentana ireo fianakaviana izay vonona ny hiarina amin’ny fiainana ka mazoto ny hanorina fiainam-baovao any Fieferamanga sy Ambohimiarina. Efa arifomba ny fotodrafitrasa handraisana olona hatrany amin’ny 200 tokantrano, raha ny fanazavana. […]

Cisco Antananarivo Renivohitra sy eny Avaradrano : Manatanteraka CEPE andrana nokarakarain’ny Zap, omaly

Mandrefy ny fari-pahaizan’ny mpiadina sahady ny mpiandraikitra amin’ny alalan’ny CEPE andrana karakarain’ny Zap. Ho an’ireo efa nahavita nanatanteraka fanadinana hafa mialoha, mbola ratsy ny vokatra indrindra ho an’ny taranja Français sy ny Kajy toy ny mahazatra isan-taona. Nikarakara CEPE andrana ny zone d’administration pédagogique (Zap), teto Antananarivo Renivohitra sy teny […]