Taratra

«Sevens Challenger 2025» : Hiatrika lalao telo ny Makis anio

Hifantoka any Pologne ny sain’ny mpitia lavalava, manomboka anio. Hiatrika ny dingana faharoa amin’ny fiadiana ny amboaran’ny “Sevens challenger 2025”, taranja rugby lalaovina olona fito, ny Makis, lehilahy. Vonona ry zalahy hiatrika izany. Hanombok amin’ity zoma ity ny andro voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondaka amin’ny “Sevens challenger 2025”, taranja […]

TSELATRA

Mpianatra mirahavavy, samy 12 taona, niara-maty an-drano tao anaty dobo tany Ambalavao, Avaramanda Ambany Avaratra, afakomaly hariva. Mpianatra taona faha-4 ao amin’ny EPP Ramamonjy Pierre Avaramanda, izy ireo. Naharitra ora telo ny fikarohana azy ireo tao anaty rano. Nandro tao amin’io dobo io ny anton-dian’izy ireo ka izao nalentiky ny […]

Behoririka : Lahiantitra mpangataka, hita faty

Raim-pianakaviana iray tokony ho 70 taona hita faty tetsy amin’ny tohatohabato Behoririka mihazo an’Ankadifotsy, omaly atoandro. Tsikaritry ny olona hafahafa ny vatany tamin’io fotoana io. Tsy tafahetsika firy intsony, ary niafara tamin’izao fahaverezan’ny ainy izao. Raha ny fantatra, mpangataka eny amin’ny sisin-dalana eny an-toerana izy io, raha ny fanazavan’ny mponina […]

Tovolahy natao takalonaina : mpamono olona fito nogadraina eny Tsiafahy

Natolotra ny fampanoavana omaly, teny Anosy, ireo sivy mianadahy ahina ho mpamono olona. Nitaky vola 10 tapitrisa Ar ny olon-dratsy saingy razana sisa nosokirin’ny fianakaviana tanaty lavaka. Notanana vonjimaika, omaly, ao Tsiafahy, ny fito raha toa ka ao amin’ny fonjan’Antanimora, ny roa tamin’ireo voarohirohy ho namono olona tao Tsiroano­mandidy. Nanao […]