Taratra

Bodybuilding-Big Mada : Vonona ny mpikatroka handray anjara

Hotontosaina ny sabotsy 29 marsa izao, eny amin’ny Mining Business Center Ivato, ny fiadiana ny ho tomponda­kan’i Madagasikara taranja Bodybuilding “Big Mada”. Efa vonona sy efa fantatra avokoa ireo mpandray isam-paritra izay samy nahavita ny fifaninanana rezionaly tamin’ity volana marsa ity. Anisan’ny vao avy nahavita ny anjarany ny alahady 22 […]

Fifanintsanan’ny « Mondial 2026 »: Miverina laharana fahatelo ny Barea de Madagascar

Fandresena tokana sy faharesena iray no azon’ny Barea tao Maroc, nandritra ny andro fahadimy sy fahenina amin’ny fifanintsanana Mondial 2026. Voasongon’i Comores hatrany ny Malagasy. «50 sy 50 », na hoe fahombiazana sy fahavoazana no vokatra azo ilazana ny zava-bitan’ny Barea de Madagascar, tany Maroc, nandritra ny andro fahadimy sy fahenina, […]

INDRAY MIJERY

Noraisin’ny minisitry ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa tamin’ity herinandro ity, tao amin’ny biraony, ny Directeur du bureau de pays de l’organisation internationale du travail (OIT) ho an’i Madagasikara, Comores, Maurice ary Seychelles, Frederick Muia. Nifantoka tamin’ny fanohanana ireo ivontoeram-panofanana teknika izay niantraikan’ny rivodoza tany amin’ny faritra Atsimo ny […]

CHUSSPA : Maimaimpoana ny tolotra ara-pahasalamana, anio

Tanterahina anio, etsy Analakely, ny varavarana misokatra ao amin’ny CHUSSPA na ny Institut d’hygiène So­ciale teo aloha. Maro ireo fitiliana maimaimpoana hatao eny an-toerana toy ny fitiliana diabeta, tosidra, homamiadan’ny nono sy ny vozon’ny tranon-jaza, VIH… Hisy fizaham-pahasalamana toy ny maso, orona, tenda, sofina… ihany koa Ankoatra izay, ny torohevitra […]

Fahasalamana: Mihamaro ny voan’ny fahamainan’ny maso

Aretina mpahazo ny ankamaroan’ny olona amin’izao ny fahamainan’ny maso. Maro ny antony mahatonga izany ary tokony hitandremana. Anisany ny fandrosoan’ny taona. Fa eo indrindra koa ny fijerena ecran matetika sy maharitra loatra izay tena ilana fitandremana, satria tsy voafehy intsony ny ankizy amin’izao fotoana. Ankoatra ireo ny aretin’ny taova hafa […]