Taratra

Avy nivarotra sakay: lehilahy 68 taona hita faty tapa-doha

Misesisesy ny fahafatesan’olona mampiahiahy sy feno habibiana tato ho ato. Raim-pianakaviana iray hita faty notapahan-doha, omaly. Avy nivarotra sakay tany Antsirabe izy io ary taraiky hariva teny an-dalana ka izao nisy namono izao. Raim-pianakaviana iray, 68 taona, hita faty tapa-doha, omaly vao maraina, tamin’ny lalana mankany amin’ny tanànan’Antom­pom­bohitra, fokontany soavina […]

Judo – « Commission Vétérans-Kata »: Nizara traikefa tetsy amin’ny Petit Palais Mahamasina

Hetsika iray efa fanaon’ny “Commission Vétérans-Kata” nanomboka tamin’ny taona 2024, ny fifampizarana traikefa ho an’ny zokiolona sy ireo mpanao Kata. Mpikatroka sokajy Vétérans 50 teo nisitraka izany teny amin’ny Petit Palais Mahamasina. Toy ny natao tamin’ny taona 2024, nanatontosa hetsika tetsy amin’ny Petit Palais Mahamasina, ny faran’ny herinandro teo, ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Notontosaina ny 21 marsa lasa teo, tany Boeny, ny fifidianana izay ho filohan’ny ligy, taranja Taekwondo WT. I Vaha Simone Alice no voafidy hitantana indray izany. Fifidianana, nokarakarain’ny Comité Ad-hoc ny Fédérasionina malagasy TKD, ary natrehin’ny Talem-paritry ny Tanora sy fanatanjahantena tao Boeny mpisolo toerana sy ny lehiben’ny sampandraharaham-paritry ny […]