Taratra

« Bapampa Glady Be » : Ho valimbaben’i Rossy amin’ireo mpanakanto zokiny

Rossy, ilay tompon’ny seho miavaka, araka ny nahafantarana azy. Hamerenana indray izany ny « Bapampa Glady Be», sy izay tohiny eo. Efa nampiomana izy tany amin’ny fiandohan’ny taona tany… Taonan’ny fiverenana tanteraka anatin’ny mozika ity 2025 ity ho an’i Rossy, raha ny fandaharam-potoana nalahatra. Hetsika goavambe avy hatrany ny manaraka […]

FANTINA sy FINTINA

Mitohy ny fitsidihan’ny filohan’ny Antenimi­eram­pi­renena, Tokely Justin, ny any Inde. Nanome vo­ninahitra sy nanaja an’i Mahatma Gandhi, Ray ara-panahy tao amin’ny Raj Ghat ny tenany. Teo koa ny fitsidihana ireo mari-pahatsiarovana entin’ny firenena indianina anehoana ny fahendren’i Gandhi. Mandray anjara amin’ny fivoriamben’ny Ko­mity misahana ny anjara toeran’ny vehivavy eo ani­von’ny […]

Fanatsarana fomba fiasa : Homena tolotra tsara ireo ho eny amin’ny fitsarana

Notokanana sy natolotry ny minisitra ny Fitsarana, Rakotomandimby Benjamin Alexis, ny “Guichet Unique de Greffe” ao amin’ny fitsarana Antsirabe, omaly. “Natao ha­natsarana ny raharaha ara-pi­tsarana sy hanomezana tolotra haingana sy mahomby ary tsara ho an’ny vahoaka ma­nan-draharaha izany”, hoy izy. Nanteriny fa afaka manao ny dingana rehetra ilaina amin’ny toerana […]

Tia kely

  Nahabe resaka indray, omaly, ny mahakasika ilay resaka fanapoizinana ara-tsakafo tany Mahajanga. Lasibatra tamin’izany ny mpitondra fanjakana ambony, toy ny Filohan’ny Repoblika mivady. Minisitra, loholona, solombavam-bahoaka sy olona manan-kaja maro no na­rary, raha ny tatitra ofisialy. Nisy ny naiditra hopitaly, nisy ny afaka nanaraka fitsaboana tany an-trano. Manoloana ny […]