Araka ny fanadihadiana natao omaly, hotontosaina ny 12 avrily ho avy izao, ny fifidianana izay ho filohan’ny Federasiona malagasin’ny taekwondo WT (FMTKD) vaovao. Fantatra amin’io fotoana io izany ny anaran’ny olona hitantana indray ny FMTKD. Tsara ny mampahafantatra fa efa nijoro nanomboka ny volana febroary teo, ny Comité Ad’Hoc, izay […]
Taratra
Rugby – «Challenger series» : Hidona voalohany amin’ny Makis i Georgie
Efa ao anatin’ny fanomanantena amin’ny fiatrehana ny dingana faharoa amin’ny fiadiana ny “Challenger series”, taranja rugby lalaovina olona 7, ny Makis, amin’izao fotoana izao. Ao amin’ny vondrona “C” i Madagasikara, miaraka amin’i Georgie sy i Allemagne. Tsy niandry ela fa taorian’ny fahavitan’ny dingana voalohany amin’ny fiadiana ny “Challenger series”, natao […]
Fidirana amin’ny sehatra matihanina: Betsaka ny ekipa nanana vina lavitra ezaka
Anisan’ny ekipa baolina kitra iray malaza eto Madagasikara ny Elgeco Plus. Manana tanjona sy fijery lavitra hotratrarina izy ireo, araka ny fanadihadiana natao tamin-dRandrianabo Miantso Fenosoa, fantatry ny maro amin’ny anarana hoe « Bandy Akama », izay tomponandraikitra amin’ny serasera eo anivon’ny klioba. “Anisan’ireo klioba matanjaka eto Madagasikara ny Elgeco Plus. Manana […]
Vohipeno : Nahasarika ny tanora ny fiofanana miompy akoho
Nanohy ny fidinana ifotony tao amin’ny distrikan’i Vohipeno ny minisitry ny Fampianarana teknika sy fanofanana arakasa, Rasoloarisoa Marie Marcelline, rehefa avy any Manakara, ny faran’ny herinandro lasa teo. Nisongadina tamin’ity fitsidihana ity ny fanokafana ofisialy ny “marathon des formations”, hetsika natao hampiroboroboana ny fanofanana arakasa. Notsindrin’ny minisitra fa ilaina ny […]
Kick-Analamanga: Nanokatra ny taom-pikatrohana 2025
Nanokatra ny taom-pikatrohana 2025 tamin’ny alalan’ny fifaninanana teny amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano, ny ligin’Analamanga, taranja kick-boxing, ny faran’ny herinandro teo. Fifaninanana izay nahitana mpandray anjara manodidina ny 180. Klioba 27 no nahatonga solontena. Nahafahana nahita ny lentan’ny mpikatroka ny taranja kick-boxing amin’izao fiandohan’ny taona izao ity fifaninanana ity, izay antenaina ny […]




