Tsy manavaka! Niatrika ny lanonam-panokafana ny fifaninanana baolina kitra, « Tournoi depiote Fidy », teny amin’ ny Kianja Soavaly, fokontany Fiadanana Soanerana, ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), i Moustapha Abdulah Marson, afakomaly. Hetsika karakarain’ ny solombavambahoaka voafidy teny amin’ny boriborintany fahefatra, Rafidimanana Désiré. Tsiahivina fa ao anatin’ny […]
Taratra
Fanomanana ny CCC Zone 7 : Hanao « match de défi » ny GNVB
Anatin’ny fiomanana amin’ny fiatrehana ny fiadiana ny amboaran’ny klioba tompondaka eto amin’ny faritra faha-7, taranja volley-ball, amin’izao, ny ekipan’ny GNVB (Gendarmerie nationale de volley-ball), lahy sy vavy. Fifaninanana hatao any Maorisy, ny 1 hatramin’ny 8 marsa ho avy izao. Ho fanamafisana izay fanomanana sy fanazarantena izay, hisy ny “match de […]
Baolina kitra : Lalao miisa 6 hisedrana an’i Corentin Martins
Asa goavana no miandry an’i Corentin Da Silva Martins, mpanazatra ny Barea de Madagasca. Miisa 6 ireo fihaonana goavana hatrehiny amin’ity taona ity. Lalao hiadiana ny tapakila “Mondial 2026”. Tsy misy fotoana hipetrapetrahana amin’ity taona 2025 ity ho an’ny mpanazatra vaovaon’ny Barea de Madagascar, i Corentin Da Silva Martins. Miisa […]
Ambato Boeny : Fiantrana miafara amin’ny fibodoana
Velon-taraina noho ny hafitsoky ny olon-tokona milaza azy ho mahitahita ny mponina ao amin’ny fokontany Mangaroa, kaominina ambanivohitra Ankijabe, distrikan’Ambato Boeny. Mpitsabo iray napetraka tao amin’ny tany misy trano no tsy mety miala fa mibodo tanteraka izany ankehitriny. “Nangataka ny sojabe sy ny sefo fokontany tamin’izany fotoana io mpitsabo io […]
Nandeha nandro fa nafana : Renim-pianakaviana norobain’ny jiolahy, lasa ny 10 tapitrisa Ar
Trangana fanafihana mitam-piadiana roa samy hafa indray no niseho tao Toamasina tamina fokontany roa, ny zoma alina teo. Voalohany, tao Ambohijafy Avaratra, parisela 14/31, renim-pianakaviana iray mpivarotra trondro no niharan’ny fanafihan-jiolahy. Maka trondro avy any Antsiraka Soanierana Ivongo izy ka mivarotra izany ao amin’ny kaominina ambanivohitr’i Sahambala hatrany Mangabe Sahanato, distrikan’i […]