Taratra

« Star Tour Mahajanga 2026 » : Hampialana voly ny mpiala sasatra sy ny zanatany

Anatin’ny fialantsasatra lehibe hatrany ny « Star Tour” any Mahajanga. Ho an’ny mpianakavy kokoa ny hetsika, na tompon-tany na mpiala sasatra. Fetim-pianakaviana. Izay no tanjona amin’ny “Star Tour Mahajanga”. Ho­tontosaina ny 15 sy 16 aogositra ho avy izao ny hetsika amin’ity, eo amin’ny Bord Ma­hajanga hatrany. Notsin­drian’ ny mpikarakara manokana izay […]

VAOVAO TAMBATRA

Sokatra miisa 45 no tratra tany Beloha Androy, ny 4 aogositra teo. Olona iray no tratra tany amin’ny fokontany Agnanademby, kaominina Trano­havo, distrikan’i Beloha, faritra Androy. Olona iray no tratra tamin’ity tranga ity, ary hatao fanadihadiana lalina ao amin’ny Borigadin’ny zandarimaria Beloha. Manamafy ny minisitera sy ny fitondram-panjakana, fa tsy […]

Ranomasimbe Indiana: Miady amin’ny trafika ny Ladoany

Atao ny 5 hatramin’ny 7 aogositra izao eto Antana­narivo, Madagasikara, ny fivoriana ara-teknika, eo amin’ny Firaisambem-paritry ny fiarovana an-dranomasina (ARSM) sy ny Vaomieran’ny Fadintse­ranana aty amin’ny ranomasimbe Indiana. Ifantohana ny hampivondronana ny angom-baovao mahakasika ny asan’ny Faditseranana amin’ny fitaterana an-dranomasina aty amin’ny ranomasimbe Indiana izay miandraikitra ny fidirana sy ny […]

Fier Mada andiany faha-27: Lalana hampisokatra ny mpamokatra

Miditra amin’ny andiany faha-27 ity Fier Mada nisokatra omaly etsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ary haharitra dimy andro. Mpampiranty, mpivarotra, tantsaha no mameno ireo tranoheva miisa 350 mahery hita eny an-toerana. Misongadina amin’ny ankapobeny ny fihariana eny ambanivohitra, izany hoe, ny asa tanana, vokatry ny fambolena sy ny fiompiana. Nambaran’ny […]

Fifehezana ny vidim-piainana : Nakarina ho 12,5% ny tahan-janabola fototra

Nampiakatra ho 12,5% ny tahan-janabola fototra (taux directeur) ny eo anivon’ny Banky Foiben’i Madagasikara (BFM), raha toa ka 12 % izany ny telovolana faharoa teo. Fanapahan-kevitra noraisiny taorian’ny fivoriana nataon’ny Komity misahana ny politika ara-bola, ny talata 4 aogositra teo. Nanomboka ny fiando­han’­ny taona 2026, nihamafy ny tahan’ny fiakaran’ny vidim-piainana […]