Taratra

Afrobasket U18, zazalahy : Nandresy an’i Gabon tamin’ny mokafohy ny Ankoay

Na sarotra aza, nivoaka ho mpandresy ihany ny Ankoay Madagasikara, nanoloana ny Panthères-n’i Gabon, teo amin’ny fanombohan’ny «Afrobasket », sokajy U18, zazalahy. Lavon’izy ireo tamin’ny mokafohy, tany amin’ny segondra farany ry zareo Gaboney. Nivoaka sempotra vao nahazo fandresena ny Ankoay Madagasikara, nanoloana ny Panthères-n’i Gabon, teo amin’ny andro voalohany amin’ny fiadiana […]

Fampinonoan-dreny : Miantoka ny fahasalaman’ny zaza

Hatramin’ny rahampitso no hanamarihana ny “Heri­nan­dro maneran-tany ho an’ny fampinonoan-dreny”, araka ny tetiandro napetraky ny “World Alliance for Breast­feeding Action (WABA)”. Ny fampinonoan-dreny, ainga tsara indrindra sy maharitra eo amin’ny fiainana; andeha hamafisintsika izay efa ma­homby. Io no lohahevitra no­voizina tao natin’ny herinandro. Paikady lehibe iadiana amin’ny tsy fanjariantsakafo eto […]

Fanadihadiana parlemantera : Nodinihina ny fandroahana ny mpiasan’ny Jirama

Nitohy omaly indray rehefa niato kely noho ny fanatanterahan’ireo solombavambahoaka ny andraikiny tany amin’ny distrika niaviany ny asan’ny vaomiera parlemantera manao ny fanadihadiana ny orinasa Jirama. Nifantoka tamin’ny fandinihana ny fomba fitantanana ireo fanampiana ara-bola omen’ny fanjakana ho an’ny orinasa Jirama ny di­nika. Nifampiresahana tamin’ izany koa ny antony tsy […]

INDRAY MIJERY

Misy ny fampitaovana ny hopitaly Androva Mahajanga ho fanatsarana ny tolotra fandidiana toy ny “Endoscopie bronchique” sy “O.R.L”. Ahafahana manao fitiliana sy fitsaboana tsy mila fandidiana intsony arakaraka ny aretina ireo fitaovana natolotra. Mijery “vidéo” amin’ny alalan’ny “écran”, satria misy “caméra” ilay fitaovana miditra any anaty vatana. Araka ny fangatahan’ireo […]