Antsoina hatrany ireo manana tetikasa momba ny zavakanto sy ny kolontsaina, handefa izany amin’ny Commission de l’océan Indien. Misokatra ho an’ireo manam-pikasana hikarakara hetsika ara-javakanto toy ny fifaninanana talenta, foara, festival, fiofanana, atrikasa sns izany. Hovatsian’ny COI ireo tetikasa mahaliana, anatin’ny fampivoarana ny indostrian’ny kolontsaina sy ny famoronana. Manana hatramin’ny […]
Taratra
« Art plastique » : Hampiranty ny « Art’ Raoty » i Zongo Bilaky
« Art’ Raoty », fampirantiana hanasongadinan’i Zongo Bilaky ny fahaizany mifehy ireo heverina ho akora na zavatra tsy ilaina na tsy ampiasaina intsony eo amin’ny andavanandrom-piainana. Ranty hotanterahina ao amin’ny La Teinturerie Ampasanimalo, ny 6 marsa ka hatramin’ny 4 avrily izao. Ankoatra ny maha zavakanto ny « Art’ Raoty ». Anisan’ny fandraisana anjara lehibe […]
Tsy andrenesam-peo: Miova be ny hira malagasy
Feo hoenti-mihira, novaina. Ny tononkira, novaina. Fa tsy handrenesam-peo ny tompon-kira. Raha tsy eo intsony izy ireo, tsy misy miteny na manitsy ireo mpamerina aty aoriana? Io tranga io hanova ny tantaran’ny hira malagasy, atsy ho atsy. Manjary ilay naverin’ny mpanakanto ankehitriny no lasa fototra. Ilay feo an’orona mikentsokentsona no […]
“AfroMada Music Awards 2025”: Hankasitrahana, ny mpanakanto afrikanina, aty Madagasikara
Raha ny fanamby aloha, tena ambony dia ambony. Mety ho hetsika hampiaka-daza ny mozika malagasy eo amin’ny tsena iraisam-pirenena mihitsy aza ny “AfroMada Music Awards 2025”. Maro ny lanonam-pankasitrahana mpanakanto noho ny sanganasany maneran-tany. Te hilahatra amin’ireny efa fanta-daza ireny ny “AfroMada Music Awards 2025”. Hetsika haka endrika “festival” ho […]
FANTINA sy FINTINA
Nivoaka ny fonja, afakomaly, i Manandafy Mahery Lanto, araka ny nambaran’ny vadiny, Rakoto Samuel Doris, tao amin’ny tambajotran-tserasera. Voalaza fa efa nanaraka fitsaboana teny amin’ny HJRA amam-bolana izy noho ny tsy fahasalamany. Tsiahivina fa voasazy roa taona am-ponja i “Malama” rehefa nanala baraka teratany vahiny iray. Nametrahana samboady ireo ben’ny […]




