Taorian’ny fanentanana nataon’ny mpitandro filaminana, mahakasika ny fandrarana ny fanaovan’ny sivily ny fitafiana sy akanjo mitovy amin’ny fanamiana miaramila, nanomboka nisambotra ireo olona minia tsy manara-dalàna ny eo anivon’ny zandary sy polisim-pirenena ao Fianarantsoa, omaly. Ho an’ny tao Anjoma, Fianarantsoa, manodidina ny 14 ireo olon-tsotra nosamborina, izay nanao fitafiana mitovy […]
Taratra
Vono olona feno habibiana : Tezitra ny koreanina!
Nodorana omaly, teny Fasanikarana ny vatana mangatsiakan’ireo koreanina roa lahy, nisy namono tamin’ny zoma alina. Naneho ny hatezerany ny mpiaray tanindrazana amin’izy ireo. Feno fahatezerana ny teratany koreanina amin ’izao fotoana izao, manoloana ny famonoana ireo misionera koreanina mianaka, tany Morarano Gara, Moramanga, ny zoma alina teo. Raha ny fanambarana […]
Rugby à VII, lehilahy : Hidona i Madagasikara sy i Hong-Kong
Hanomboka anio, atsy Cape Town Afrika Atsimo, ny fiadiana ny “Challenger Series Cup 2025”, taranja rugby, lalaovina olona 7 ho an’ny sokajy Senior, lehilahy. Anisan’ireo firenena handray anjara amin’ izany ny Makis de Madagascar. Efa nanainga omaly ireo mpilalao 12 mirahalahy hiatrika izany fifaninanana izany. Tsiahivina, miray vondrona amin’i Canada […]
SOMBIM-BAOVAO
Notontosaina ny faran’ny herinandro teo, ny andro fahefatry ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, « World Cola PFL ». Nahazo vokatra tsara nanoloana ny ekipan’ny AS Ste Anne Avenir Anosy, ny Fosa Juniors Boeny, ny sabotsy lasa teo, tetsy amin’ny Kianja CFFA Iavoloha. Lavon’ny Fosa tamin’ny isa, 2 no […]
Karate: Mpiofana 15 haka ny diplaoma DAF
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy, omaly, teny amin’ny ANS (Académie nationale du sport) Ampefiloha, ny fiofanana ho mpampianatra, ho an’ny taranja karate. Fiofanana hahazoana ny mari-pahaizana DAF (Diplôme d’animateur fédéral). Mpiofana 15 manerana ny Nosy no miatrika izany, haharitra herinandro. Misy ny avy any Fort Dauphin, Fianarantsoa, Vakinankaratra, Alaotra Mangoro ary […]




