Taratra

Cyber Island – vehivavy mpanao gazety : Niofana momba ny fampiasana internet

Nosafidin’ny orinasa Yas manokana ny vehivavy mikirakira antontan-baovao hamelabelarana ny fampiasana ny internet manaraka ny fenitra. Satria, efa mandeha amin’ny tambajotran-tserasera ny vaovao amin’izao fotoana izao. Manana tetikasa maro mitodika amin’ny vehivavy koa ny orinasa. Nikarakara atrikasa niarahana tamin’ny fikambanan’ny vehivavy mpa­nao gazety eto Mada­gasikara, omaly, teny An­draharo, ny orinasam-pifandraisana […]

TARATRY ny KANTO

“Firaisana voalohany”, iarahana amin-dRalanto, Mami Bastah ary Ankoay. Ao amin’ny Valahara Café Antsirabe no hanatontosana ity fiarahana miavaka amin’ ny rehetra ity. Samy hitondra ny mozikany i Mamy Bastah sy Ralanto, izay vazo mifototra amin’ny tendry gitara sy ny vokatry ny tany avokoa. Hohaingoin’i Ankoay amin’ ireo tononkalo mafonja tonony, […]

Fetin’ny mpifankatia: Manokatra ny taom-pampisehoan’ny mpanao mozika

Fotoana fanararaotra ihany koa ny Saint Valentin, ho an’ny mpanao mozika. Lasa manamarika ny fanombohan’ny taom-pampisehoana izany, sady famoahana hira vaovao. 14 febroary, fetin’ny mpi­fankatia. An­ka­lazain’ny firenena maro maneran-tany ny Saint Va­lentin, na dia tsy “fety masina” araka ny anarany aza. “Fety ara-barotra”, hoy ny famaritana azy, satria mirona kokoa […]