Manoloana ny lahatsoratra fanadihadiana lalina mitondra ny lohateny hoe : “FAMOKARANA KARBONINA : MITERAKA OLAM-PIARAHAMONINA AO IHOROMBE NY FANOMEZANA TANY HO AN’ NY TOZZI GREEN », nivoaka tato amin’ny gazety Taratra laharana faha-6277, pejy 4-5 ny 12 desambra 2024 dia milaza ny orinasa Tozzi Green fa : Ny isa marina an’ny […]
Taratra
Prefet an’Antananarivo “Tsy azo ekena ny hetsika etsy amin’ny 13 mey”
Nilatsaka ny fampitandremana. Nambaran’ny Prefet, ny Jly Ravelonarivo Angelo, fa vonona hatrany ny eo anivon’ny fitandroana ny filaminana, amin’ny alalan’ny OMC, hisoroka ny mety ho korontana. “Tsy azo ekena velively ny hanaovana hetsika etsy amin’ny kianjan’ny 13 mey na ny manoloana ny Lapan’ny Tanàna”, hoy izy, omaly. Nohamafisiny fa tena […]
Andohatapenaka: jiolahy telo maty voatifitry ny polisy
Nirefodrefotra ny poa-basy teny Andohatapenaka, afakomaly. Jiolahy telo lahy lavon’ny balan’ny polisin’ny UIR tamin’ny 11 ora alina. Naharay loharanom-baovao ny mpitandro filaminana fa misy olona efatra mampiahiahy nihaodihaody teny amin’ny manodidina. Nikasa hanao fanafihana mitam-piadiana ireo efa-dahy ireo ka nivezivezy tsy an-kijanona teo amin’ny faritry ny Coco plastika Andohatapenaka. Nihatrana […]
Tsimbazaza: tratra ilay nandroba toeram-pisakafoana
Voasambotry ny polisim-pirenena ilay lehilahy tompon’antoka tamin’ny fandrobana toeram-pisakafoana iray tao Tsimbazaza, ny 2 janoary teo. Novakian’io olon-dratsy io ny efitrano nisy ny entana sarobidy, toy ny fatana mandeha amin’ny entona fandrehitra, miampy fitaovana fampiasa an-dakozia lafo vidy. Nametraka fitoriana teny anivon’ny manam-pahefana ny tompon’ny toerana lasibatra satria matiantoka tanteraka […]
Mgr Randriamamonjy Marcellin: voatendry ho evekan’ny diosezin’i Farafangana
Tafapetraka tamin’ny fomba ofisialy ny alahady lasa teo ny eveka, ny Mgr Randriamamonjy Marcellin. Voatendrin’ny papa ray masina hiasa sy hitantana ny diosezin’i Farafangana, raha toa ka niasa teo anivon’ny diosezin’i Fenoarivo Atsinanana, teo aloha. Noraisina tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny alalan’ny fotoam-pivavahana, tany an-toerana, izy, nandritra izany. Fotoana nanatanterahany ny […]




