Hifarana anio ny seminera momba ny fitsaboana ara-panatanjahantena sy ny “dopage”, eto amin’ny faritry ny ranomasimbe Indianina, izay natao nanomboka ny alatsinainy lasa teo, tetsy Mahamasina. Nahazo fanasana avokoa ireo taranja ara-panatanjahantena maro, ankoatra ny Taekwondo WT. Rehefa natao ny fanadihadiana, nilaza ny eo anivon’ny Komity olympika malagasy (Com), fa […]
Taratra
Fifidianana ben’ny Tanàna Antananarivo: Mitarika ny kandidà Harilala Ramanantsoa
Mivoaka tsikelikely ny vokatra avy amin’ny Ceni. Ho an’ny eto an-dRenivohitra, mitarika vonjimaika ny kandidà Harilala Ramanantsoa. Mitarika vonjimaika ny kandidà Harilala Ramanantsoa, ho an’ny fifidianana ben’ny Tanàna sy mpanolotsaina eto Antananarivo Renivohitra. Manana salanisa 48,01% izy, araka ny fironam-bokatra navoakan’ny Vaomiera mahaleo tena misahana ny fifidianana (Ceni), omaly hariva. […]
Oniversiten’Ankatso : Mpianatra 240 navoaka tamin’ ny fomba ofisialy
Navoaka tamin’ny fomba ofisialy sy notolorana ny mari-pahaizana « Master2 » teny anivon’ny fakiolten’ny Siansa, Oniversiten’Ankatso afakomaly ireo mpianatra. Manodidina ny 240 teo ho eo izy ireo, izay nanaraka ny lalam-piofanana Physique-Chimie, Science naturelle ary Mathématiques. Fanamby goavana ataon’izy ireo ny fanomanana ny «doctorat ». « Mbola voalohany ny famoahana tamin’ny fomba ofisialy tahaka […]
Vih/Sida: Tsy ampy ny fitaovana hisorohana ny fiparitahan’ny aretina
Nisy ny atrikasa nataon’ny fikambanana Sycavi, omaly, tetsy Antanimena. Nentina nanolorana ny vokatry fanadihadiana nataony mahakasika ny Vih/Sida. Tanjona ny hahafahana mitondra ny hetahetan’ny olona eny ifotony. Tsy ampy ny fisitrihan’ny olona ireo fitaovana natao hiarovana sy tsy hiparitahan’ny tsimokaretina Vih/Sida eto amin’ny Nosy. « Tafiditra ao anatin’izany, ny fimailo, ny […]
Fiatrehana ny loza: Ireo karazana loko fanairana
Mampahatsiahy ny BNGRC ny amin’ireo karazana loko fanairana amin’ny filazana loza rehefa misy faritra andro ratsy na rivodoza amin’izao fotoan’ny fahavaratra izao. Ho an’ny loko maitso dia filazana fanairana, 2 ka hatramin’ny 5 andro mialoha’ny handalovan’ny rivodoza. Mila miomana amin’ny fanamafisana ny tafo sy ny varavarana, tapahina ny hazo mampidi-doza […]




