Ao anatin’ny fampielezan-kevitra fampahafantarana ireo vinany avy ireo kandidà milatsaka hofidina ben’ny Tanàna, amin’izao fotoana izao. Anisan’ izany ny kandidà, Harilala Ramanantsoa, ho an’ny eto amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra. Ankoatra ny fihainoana ny maharary sy ny filan’ny mponina, anisan’ny laharam-pahamehana ho an’ ity kandidà ity ihany koa ny fampahafantarana ny […]
Taratra
KMF/Cnoe : “Tokony ho lisitra fanampiny izay maka didy hitsivolana”
“Tsotra ny fitakinay: efa nofaranana ny lisi-pifidianana teo aloha, ka evelao hipetraka eo”. Io ny nambaran’ny KMF/ Cnoe Fanabeazana olom-pirenena notarihin’ny filoha nasionaliny, i Namearison Robert, teny Antanimena, afakomaly, ny amn’ny fakana didy hitsivolana hahazoana misoratra ao anaty lisi-pfidianana amin’izao fifidianana izao. Tsy hoe izay feno 18 taona no maka […]
Rakotomanana Richardson : “Tsy mety ity hoe samy te ho mpanao politika avokoa ny rehetra”
Tsy mety tena milamina ho amin’ny fampandrosoana ny firenena ny tontolo politika eto Madagasikara. Nahoana? Maneho ny fijeriny ny filohan’ny Fiombonan’ny fiarahamonina sivily ho amin’ny fandrosoan’ ny Malagasy na ny Coalition de la société civile pour le progrès des Malagasy (CSCPM), Rakotomanana Richardson. Dinidinika… Gazety Taratra (*): Ahoana ny fahitanao […]
TARATRY ny KANTO
Nadika amin’ny teny soedoa ny sanganasan-dRabearivelo. Ilay boky malaza “Presque-Songes”, izay nivoaka tamin’ny teny frantsay, tany amin’ny taona 1934 no nadikan’i Eric Luth, ka navoakan’ny Editions Vendels any Suède. Anisan’ny boky nampamiratra an-dRabearivelo teo amin’ny sehatry ny literatiora iraisam-pirenena izy ity, ary mbola mitohy hatramin’izao. Ny maha zavakanto ny « […]
« Vibe Tropical » : hiaka-dapa ry L-Jo, Lion Hill, Basta Lion…
Tsy voalohany akory no hisehatra ao amin’ny Lapan’ ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina Mahamasina ireo mpanakanto tanora manana ny lazany amin’izao fotoana izao. Sambany kosa ny «Vibe Tropical», hetsika izay hotontosaina ny zoma 6 desambra izao, iarahana amin’i Lion Hill, Basta Lion, Mr Sayda ary i L-Jo. “Homena ny anjarany […]




