Taratra

« Hankalaza tokana Jobily roa » : 30 taona nanoratana, 25 taona naha Rado Ramaherison

Manohy hatrany ny lalany… Poeta nahavita nanoratra ny raki-piainany momba ny lalana nodiaviny teo amin’ny tontolon’ny soratra nanomboka ny taona 1994. Hisy vanim-potoana hankalazaina sy jobily ny amin’ireo. Resaka nifanaovana taminy. Gazety Taratra (*) : « Hankalaza tokana Jobily roa ». Inona ny hevitra fonosin’io? Rado Ramaherison (-) : Hisy hetsika iray hanambatra vanim-potoana […]

VAOVAO TAMBATRA

Diso ny filazana fa hiakatra ny tahan’ny hetra alaina amin’ny karama sy ny vola miditra amin’izany (IRSA) ho an’ny taona 2025. Nanolo-kevitra ny ampiakatra ny taha ho 25% ho an’ireo manana karama ambony, ny Tahirim-bola iraisam-pirenena (FMI) ny volana jolay teo saingy tsy nampihatra izany ny fitondram-panjakana Mpizahatany miisa 170 […]

Akora efa niasa : 30 niofana omba ny asa tanana maitso

Ao anatin’ny fandaharanasa Passat 4 ny fiaraha-mia­san’ny ONG Welthungerhilfe (WHH) sy ny minisiteran’ny Fizahantany sy ny asa tanana (MTA), vatsian’ny MBZ ara-bola. Ao anatin’izany ny fanofanana ho mpampiofana miisa 30 mianadahy avy eto amin’ny faritra Analamanga, Atsimo Andrefana ary Atsinanana. Avo lenta ny fiofanana, nandritra ny 4 andro, nanomboka ny […]

Telma-Smmec : fanapariahana ny vokatra M’Balik

Miaro ny tontolo iainana ny fampiasana ny angovo azo havaozina. Izay no nahatonga ny fiaraha-miasan’ny orinasa Telma sy ny sampandraharaha ara-bola madinika na Microfinance Smmec, hanaparitaka ny vokatra kojakoja angovo M’Balik ho an’ny daholobe. Mampiavaka ity fiaraha-miombon’antoka ity ny hanitarana ny fe-potoana handoavana tsikelikely ny saran’ny kojakoja ho 2 taona […]

Olan’ny fandraharahana: Vitsy mpahalala ny orinasa, tsy voafehy ny fotodrafitrasa

Ilaina ny manovo traikefa sy fahalalana ahafahana mampiroborobo ny fandraharahana. Antoka ho fahombiazan’ny mpandraharaha iray ny fifehezana ny fotodrafitrasa sy ny hamantaran’ny rehetra ny orinasa tantaniny. Mandalo sedra goavana samihafa ny mpandraharaha sy ireo orinasa samihafa anatin’ny tontolo misy azy. «Ireo fotodrafitrasa tsy voafehy sy ireo orinasa tsy be mpahafantatra, […]