Taratra

Baolina kitra, sokajy vehivavy: mbola baraingo ny fifaninanana nasionaly

Matetika resahina eto an-toerana foana ny resaka baolina kitra, lehilahy, saingy efa misongadina ihany koa ny sokajy vehivavy amin’ity ta­ranja ity. Mampalahelo ihany anefa ny zava-misy amin’izao fotoana izao, toa tsy misy resaka intsony ny tohin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, ho an’ireo vehivavy, U-17, sy zokiny, Séniors. Tsiahivina fa […]

Fantina sy fintina

Tokony ho tratra tsara ny tanjona “Madagasi­kara anjakan’ny fahitsiana amin’ny taona 2030“, araka ny nambaran’ny filoha Rajoelina teny Iavoloha, afakomaly, tamin’ny filankevitry ny minisitra. Nanteriny fa tafiditra ao anatin’izany ny fanafoanana ny tsimatimanota, ny fanatsarana ny fiaraha-miasa handravana ireo tambajotrana kolikoly, ny fahamendrehana … Noraisin’ny filoha Amerikanina, Joe Biden, ny […]

Olan’ny mpanao politika

Tahotra, ahiahy… Izay no rivotra fohina amin’izao? Tsy inona fa ny amin’ny fampiakaram-peon’ny sasany eo am-piandrasana ny vokatra ofisialin’ny fifidianana ben’ny Tanàna sy mpanolotsaina. Hanao ahoana? Tsia, efa azoazo vina ny voka-pifidianana miainga amin’ny vonjimaika navoakan’ny rafitry ny Ceni eny anivon’ny faritany. Ny aorian’ ny fifidianana? Eo ny fisian’ny fanahiana […]

Hafatry ny evekan’Antsi­rabe, Andriantsoavina: “Sahia miteny sy mijoro amin’ny fahamarinana”

Hafatra fohy no nampitain’ny eveka, ny Mgr Andriantsoa­vina Jean Pascal, manoloana izao zava-misy eto amin’ny firenena izao sy ho an’ny tsirairay ary ny isam-batan’olona. “Aoka ho tso-piaina ary sahy mijoro amin’ny marina isika. Sahia miteny raha mahita tran­gan-javatra tsy araka ny sitra­pon’Andriamanitra miseho eny amin’ny fiarahamo­nina”, hoy izy tao amin’ny […]

Fitsarana: “Aleo mba hiala ny fitsabahan’ny manampahefana”

Natao omaly ny famaranana ny fotoam-pitsarana 2024 sy ny fanombohana ny taom-pitsarana 2025. Misy ny ezaka atao amin’ny ady amin’ny kolikoly sy ny tsindry isan-karazany. “Aleo mba hiala ny fi­tsabatsabahan’ny havana sy ny manam­­pahefana sasany, fa tsy ny rehetra, amin’ny raharaham-pitsarana”, hoy ny filoha voalohan’ny fitsarana tampony, Rajoelina Yves Hugues, […]