Taratra

TARATRY ny KANTO

Hatao ny 17 mey izao ny “Festival made in Germany”. Hetsika iray ho fanamafisana ny fifandraisan’i Madagasikara sy i Allemagne izy ity, izay karakarain’ny fikambanana “Les amis de l’Allemag­ne”. Hatao ao amin’ny Villa Berlin Ambatoroka izany, haka endrika hetsika ara-kolontsaina. Hisy fampisehoana karazan-javakanto mandritra io fotoana io. Mialoha izay, hisy […]

Kalon’ny fahiny – Hiran’ny omaly: Hisy ny « Zara sehatra Fetin’ny reny »

Hiavaka amin’ny rehetra! Anisan’ny hanamarika ny « Fetin’ny reny » ny Sehatra Bagasy, amin’ity volana mey ity. « Zara sehatra Fetin’ny reny », hotanterahina ny sabotsy 10 mey izao, manomboka amin’ny 2 ora tolakandro, ao amin’ny efitrano malalaky ny Aro Antsahavola. Hira maro hifandraika amin’ny sehatra na tontolo iriariavan’ny reny no hokaloina eny an-toerana, […]

Hiatrika ny « Miss Monde »: Hihazo an’i Inde, anio, i Cyria Olivine

Tsara fiomanana. Vonona tanteraka hiatrika ny fifaninanana “Miss Monde 2025” andiany faha-72, izay hotontosaina any Inde, ny Miss Madagascar 2024. Naka bahana nandritra ny volana maromaro ny “Miss Madagascar 2024”. Vonona ary hanainga anio tolakandro, hihazo an’i Inde, i Cyria Olivine Temag­nom­be. Any no hotontosaina ny fifaninanana iraisam-pirenena “Miss Monde […]

FANTINA sy FINTINA

Namaly ny depiote Afakandro Christian ny go­vernoran’i Boeny, Andriatomanga Mokthar Salim. Namba­rany fa miasa eny Amborovy sy any amin’ny Fitim ireo fitaovan’ny faritra “niveuleuse – chargeur – bulldozer – compacteur”. “Azo hamarinina eny izany fa diso ny nambara ny amin’ny nampanofana izany”, hoy izy. Nivoaka ny fonjan’Antanimora, omaly tamin’ny 9 […]

Fotoam-pivorian’ny Antenimiera : Vonona hifanatrika amin’ny governemanta ny depiote

Hisokatra anio ny fivoriana ara-potoana voalohany amin’ity taona ity ho an’ireo parlemantera roa tonta. Andrasan’ ireo depiote eo anivon’ny Antenimierampirenena amin’izany ny fifanatrehana amin’ireo mpikambana eo anivon’ny governemanta. Anisan’ny tsy maintsy ho tafiditra amin’ny lahadinika amin’izao fivoriana izao, tahaka ny efa mahazatra, araka ny voalazan’ny lalàna, ny fandinihana ny volavolan-dalàna […]