Hiaka-tsehatra any Berlin ry Erick Manana sy Jenny. Hilalao ao amin’ny « Kirche auf dem Tempelhofer Feld » izy ireo ny sabotsy ho avy izao. Hanaraka azy amin’izany i Passy eo amin’ny valiha, Miriam Lormes eo amin’ny alto ary i Hery Andrianasolo hilalao ny angorodao. Ao anatin’ny fanamarihana ny faha-15 […]
Taratra
Tsy ho afa-mandroso : miandry vahiny hatrany ny Malagasy
Tsy manam-bola matoa omen’ny vahiny famatsiam-bola. Tsy manam-bary matoa manafatra vary. Tsy manana manam-pahaizana matoa miondrika eo anatrehan’ny zava-boalazan’ny vahiny, sns. Saika tsy ananan’ny Malagasy sy i Madagasikara avokoa ny zava-drehetra matoa voasokajy ao anatin’ny firenena farahidiny eto ambany masoandro. Miaina ao anatin’ny fahantrana lalina. Na fomba fiteny tsy nipoitra […]
Nantenaina : hisehatra ao amin’ ny Cibus Toamasina
Na eo aza ny andraikitra goavana sahaniny, tsy nitsahatra tamin’ny mozika i Nantenaina. Nahala kosa ny fiakarana an-tsehatra, na dia eo aza ny hetahetan’ireo mpankafy. Ho famaliana azy ireny, hisy ny seho izay hotontosainy ao amin’ny Restaurant Cibus any Toamasina ny zoma izao, manomboka amin’ny 9 ora alina. Haka endrika […]
“Festival The Court Behind” : handray anjara i Rova Andriantsileferintsoa
Fandraisan’anjara fanintelony amina fifaninana eo amin’ny tontolon’ny horonantsarimihetsika saingy voalohany koa eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ity, ho an’i Rova Andriantsileferintsoa. Hotanterahina ao La Réunion, ny 1 hatramin’ny 5 oktobra 2024, ny “Festival The Court Behind”, andiany fahenina. Fifaninanana natao ho an’ireo Afrikanina mpanatontosa sarimihetsika, mpila ravinahitra. Miisa 13 ireo mpandray […]
Fanisana biolojika ny biby : ahafantarana ny toetry ny ala sy ny isan’ny biby monina eto Madagasikara
Ilaina sy manan-danja goavana eo amin’ny firenena iray ny fanisana biolojika atao amin’ireo biby sy ireo karazan-javamaniry misy eto Madagasikara. Fomba iray ahafantarana ny toetry ny ala, ny isan’ireo biby miaina sy monina any anaty alan-java-boahary ary ny fahasalaman’ny natiora ny antony hanaovana ny fanisana biolojika. Maro ny antony ilaina […]




