Hotanterahina ao amin’ny Complexe sportif Val de l’Arc ao Aix en Provence France, ny 15 sy 16 febroary ho avy izao, ny famaranana lehibe amin’ny Passion Petanque Française (PPF 2025), taranja tsipy kanetibe. Fifaninanana olon-telo miaraka, lehilahy. Manana solontena roa i Madagasikara amin’ity. Tsy toy ny mahazatra, ny firenena no […]
Taratra
Barea Chan: tazana nanao fanazarantena i Drogba sy ireo mpilalao taloha
Roa taona aty aoriana! Tafaverina anatin’ireo mpilalao hotsongaina handrafitra ny ekipa nasionaly Barea, hiatrika ny “Chan 2024”, i Fanomezantsoa Tsilavina na i Drogba. Niakatra ho 35 ireo mpilalao hanaovana fitsapana amin’izany. Notontosaina nanomboka omaly, tetsy Mahamasina, ny fampivondronana voalohany tamin’ity taona vaovao ity, ho an’ny ekipam-pirenena malagasy tsy misy mpilaravinahitra, […]
Vaovao tambatra
Manodidina ny 35 000 Ar hatramin’ny 40 000 Ar ny vidin’ny saribao iray gony eto Antananarivo sy ny manodidina. Nambaran’ireo mpaninjara, fa vidiny ao anatin’izao maintany izao ireo. Azo antoka, tsy maintsy hisondrotra raha vao mirotsaka ny orana, satria ho ratsy ny lalana any ambanivohitra. Miisa 32 ny toerana azo tsidihina ara-pizahantany […]
FAPBM: faritra arovana 75 hotohanana
Efa ho 20 taona izay ny Fikambanana misahana ny faritra arovana (AP) sy ny tontolo mananaina eto Madagasikara (FAPBM). Manamafy ny fanamby apetrany hikajiana ny harena voajanahary ny fikambanana. Miisa 75 ny AP hotohanany ara-bola amin’ity taona 2025 ity, izay mitentina 6 tapitrisa dolara, raha 70 isa ny taona 2024. […]
Fadintseranana: hampidi-bola 4 366 miliara Ar ny taona 2025
4 366 miliara Ar ny vinavinam-bola hiditra ao amin’ny fadintseranana malagasy, araka ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibolam-panjakana (LFI) 2025. Ho azo avy amin’ny hetra amin’ny fanafarana vokatra ny 72%, raha avy amin’ny solika kosa ny 28%. Mitentina hatrany amin’ny 1 010 miliara Ar kosa ny haban-tseranana, raha tafakatra hatrany amin’ny 2 148 […]