Nanome toromarika sy fampahatsiahivana ireo tomponandraikitra ao Toamasina ny minisitra misahana ny Fanavaozana, ny Me Razafimanantsoa Hanitra. Nambarany fa efa maro ireo asa vita sy natomboky ny minisitera tao anatin’ny sivy volana. Nanteriny koa fa tsy voafetra amin’ny fikaonandoha ihany ny fanavaozana. Miantso ny mpisafo raharaham-panjakana “Inspection générale de l’État […]
Taratra
Fanaraha-maso ny tondrozotra : Tonga eto ny iraky ny ONU sy ny Vondrona afrikanina
Nigadona eto amintsika, omaly, ny delegasionina avy amin’ny Firenena mikambana (ONU), tarihin’i Parfait Onanga- Anyanga sy ny avy amin’ny Vondrona afrikanina (UA), i Mohamed Idriss Farah. Navoitran’ny fanambaran’ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny fa hanamafy hatrany ny fahavononan’ireo fikambanana roa tonta hanohana an’i Madagasikara izao dian’izy ireo eto izao. « Ao anatin’ny fizotry ny […]
Mahalasa saina
Tsy hita intsony ny ilazana ilay toe-javamisy eto amin’ny tanàna. Toa miverina ny fanjakan’i Baroa. Tsy arakaraka ny maha miaramila dimy lahy be no mitondra. Maika mahazo vahana ny tsy filaminana sy ny tsy fanarahan-dalàna. Mahavarina fa ny vahoaka indray no mametraka ny tiany hitondrana ny fiarahamonina. Fanavaozana amin’ny tsara […]
Minisiteran’ny Fitsarana : “Fandikan-dalàna ny fitsaram-bahoaka ka melohina”
Namoaka fanambarana ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsarana. Navoitran’izy ireo, tamin’izany, ny momba ilay ”Raharaha tany Maintirano”. “Araka ny lalàna velona sy manankery eto amin’ny tany sy ny fanjakana, tsy azo heverina ho meloka ny olona iray raha tsy efa nisy fanadihadiana sy fanangonana porofo feno, ary notsarain’ny fitsarana mahefa”. Io […]
TSELATRA
Sambokely misy motera (vedette) iray no rendrika an-dranomasina tao Lavanono, distrikan’i Beloha, faritra Androy, omaly maraina. Niaraka nanavotra sy nisintona izany ny zandary sy ny fokonolona ary ny mpanjono. Efa simba tanteraka ilay sambo ary nahitana motera (hors-bord) roa niaraka taminy. Efa misokatra ny fanadihadiana. Lehilahy miisa telo tratran’ny zandary […]





