Fanehoana firaisankina, fampahafantarana ny kolontsaina sy ny fomba amam-panao betsimisaraka ny “Fagnotsafa”. Fihaonambe ihany koa ho an’ireo zanaky ny faritanin’i Toamasina aty Antananarivo. Tontosa ny alahady teo ny “Fagnontsafa”, tetsy amin’ny Kianjan’ny Kanto Mahamasina. Hetsika iray natao hanasongadinana ny kolontsaina betsimisaraka amin’ny endriny rehetra izy ity, izay fikarakaran’ny Fikambanan’ny zanak’i […]
Taratra
VAOVAO TAMBATRA
Nitombo avo roa heny ny Cacao naondran’i Madagasikara tao anatin’ny 9 taona. Tafakatra 14 000 taonina (t) izany amin’izao raha toa ka 7 000 t ny taona 2016. Mihoatra ny 100 tapitrisa dolara isan-taon ihany koa ny vola niditra tamin’ny kitapombolam-panjakana. Niakatra 40 000 Ar ny kg ny vokatra teny […]
Madagascar Airlines : Nanokatra masoivoho ao Mahajanga
Manakaiky ny mpanjifa. Nanokatra ny masoivoho ara-barotra ao amin’ny faritra Boeny ny kaompania Madagascar Airlines. Dingana tafiditra amin’ny fanarenana ny orinasa sy fironana tsikelikely amin’ny fiovana ho Air Madagascar. Tanjona ny hanakaiky kokoa ny mpanjifa sy hanatsara ny kalitaon’ny tolotra, indrindra amin’izao vanim-potoana mahabetsaka ny mpandeha izao. Manakaiky kokoa ny […]
MadaOil : Hamokatra solika 600 barila isan’andro
Niova ny vinavina! Ny volana marsa 2026 no niverina namokatra solika menaka mavesatra any Tsimiroro ny Madagascar Oil. Tanjona napetraka ny hamokarana 300 barila (1b= 159 litatra) isan’andro. Saingy, ankehitriny, hita fa ho avo roa heny, ho 600 barila isan’andro, no ho azo mialoha ny faran’ity taona 2026 ity, rehefa […]
Toamasina : Hiverina amin’ny laoniny mialoha ny faran’ny jolay ny famatsian-jiro
Nitondra fanazavana ny orinasa Filatex, taorian’ny fidinana ifotony nataon’ny fitondram-panjakana tany Toamasina, ny faran’ny herinandro teo. Madiva ho vita ny fanarenana ireo milina simba, sady misy vaovao nafarana ihany koa. Miandraikitra ny famatsiana herinaratra ho an’ny Jirama, ao an-tampon-tanànan’i Toamasina, ny orinasa Filatxe Energy. Nitondra fanazavana ara-teknika ny talen’ny Fifandraisana […]





