Natao ny sabotsy teo, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fivoriambe ara-potoana ho an’ny Federasionin’ny karate-do Malagasy. Ligim-paritra 13 amin’ireo 15 misy no tonga nanatrika teny an-toerana. Nisy ny fanambarana nataon’ireto ligy ireto ka ny filoha Boniface no nisolo tena azy ireo. Nambara ofisialy fa miaraka amin’ny federasionina, tarihan’ny filoha […]
Taratra
Tsipy kanetibe: Vaky ny ady eo amin’ny UBMT sy ny FSBM
Mifanenjana amin’izao fotoana izao ny klioba Union des bouliste Manjaka Tokana (UBMT) sy ny Federation sport-boule malagasy (FSBM). Anton’ny olana ny fandehanana miatrika ireo lalao isan-tokony any France. Tsy miafina amin’ny rehetra intsony, eny na hatrany ivelany aza, ny lamba maloton’ny tsipy kanetibe malagasy. Vaky tanteraka ny ady eo amin’ny […]
Manasa-dalana : Hidona i France sy i Espagne
Fantatra avokoa ireo ekipa 4 hiatrika ny manasa-dalana hiadiana ny ho tompondaka maneran-tany «Mondial 2026 », taranja baolina kitra. Hifandona ny La Furia Roja Espagne sy ny Bleus France ary ny Three lions Angleterre sy ny Albiceleste Argentine. Miato ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany amin’ity alatsinainy ity, mialoha ny hiatrehana […]
TARATRY ny KANTO
Fanahy miara-droa « Diamondra & Piano ». Fampisehoana hotanterahina ny zoma 24 jolay izao, ao amin’ny FJKM Tranovato Ambatonakanga. Hitendry ireo zavamaneno ireo i Nico Randrianarijaona sy Clarck Rajaona. Hira FFPM ranoiray hoenti-misaotra noho ny fahavitan’ny fanadinana bakalorea. Hanehoana ny harem-panahy hoentin’ny hira FFPM. Hanolokoloina sy hitaizana ny finoana an’i Jesoa Kristy […]
Kasaina ho eto Madagasikara : 50 taona an-tsehatra i Voahangy
Feo miavaka. Taona maro, tsy teto an-toerana… Marobe ireo efa mangetaheta ny haheno ny feony miainga avy eny an-tsehatra indray… Fantatra izao fa manana fikasana ny hankalaza ny faha-50 taona niakarany sehatra, eto Madagasikara, i Voahangy, amin’ny taona 2027. Ho an’ny mpitia zavakanto, anisan’ny andrasana fatratra ny ho tohin’ity fikasana […]





